LAPOALYM...

1. fetrakens ( 06/02/2008 07:03)
Salut daholo e!

Ankamantatra ity, inona no mampiavaka ny lapoalim-behivavy sy ny lapoaly ao an-dakozia!!

Valiny @ manaraka!:lol:
novalian'i mmmhh ny 23/02/2008 07:00
2. mitia04 ( 06/02/2008 07:33)
f'angah ny vevavy misy lapoaly? za afa-po!
3. ainaheri ( 06/02/2008 07:42)
samy manendy :-D:-D:-D
4. mitia04 ( 06/02/2008 07:55)
ainaheri:

samy manendy :-D:-D:-D



manendy inn?
5. fetrakens ( 06/02/2008 07:57)
Ie! samy misy hevitra Hendy aloha le izy e!
6. mmmhh ( 06/02/2008 07:58)
ny iray asiana menaka alohan'ny anendasana; ny iray indray mitera-menaka eo am-panendasana ! ??:-D:-D
Marina sa tsy marina ???:?:
7. melody ( 06/02/2008 13:34)
mmmhh:=))

afapo!!!
8. ainaheri ( 06/02/2008 14:59)
mitia04:

ainaheri:

samy manendy :-D:-D:-D



manendy inn?



tsy teneniko eto sao tenen'reo ratsy saina eo za:lol::lol: ,ao ary ee manendy voandro:-D:-D
9. mitia04 ( 07/02/2008 06:32)
tsy teneniko eto sao tenen'reo ratsy saina eo za:lol::lol: ,ao ary ee manendy voandro:-D:-D

[/quote]


asanareo re!
10. jiolah ( 07/02/2008 07:10)
n lapoaly ao andakozy fanendasana
ny vevavy le lapoaly endasina
11. Vitsikakely ( 08/02/2008 06:51)
Hé hé hé hé,hi hi hi hi ny bandikely tena mbô mamay mits,refa tsatsan lapoalim-bvhv kô!Injinja mou ra vao we ty bé azy ,itonjany boukoun zay nama ,lé barika mitotongan\'in wé vady mariazinjeo lapoalim-bhvv mendy antsikéh hi hi
12. Vitsikakely ( 08/02/2008 06:52)
Hé hé hé hé,hi hi hi hi ny bandikely tena mbô mamay mits,refa tsatsan lapoalim-bvhv kô!Injinja mou ra vao we ty bé azy ,itonjany boukoun zay nama ,lé barika mitotongan\'in wé vady mariazinjeo lapoalim-bhvv mendy antsikéh hi hi
13. Stretch ( 08/02/2008 18:10)
vô maika lasa akamatatra ny an'i vitsik'ambo
14. rakapy ( 08/02/2008 22:18)
Ny vhv sy ny lapoaly an-dakozia dia samy fanendasana saosisy:-D:-D:-D:-D
15. melody ( 11/02/2008 11:18)
dain koa ity rakapy.... tsy mampite hihinana sôsisy intsony izany kity:-P
16. mmmhh ( 12/02/2008 13:55)
fetrakens > tô tsy hita tsony enao e, inona ny valiny? sao de mba nahazo moyenne ihany ny valinteninay ko !
:lol::lol:
17. fetrakens ( 21/02/2008 08:21)
Ie mahazo moyenne daholo ny valin-teninareo aloha e!
Fa ity no tena valiny marina!
aza! mimeme alou e!
hi!hi!hi!

Ny lapoaly ao an-dakozia mampifintina Sôsisy fa ilay iray kosa mapitombo a!a!a!a!
18. mmmhh ( 23/02/2008 07:00)
fetrakens:
Ny lapoaly ao an-dakozia mampifintina Sôsisy fa ilay iray kosa mapitombo a!a!a!a!

=))=))=))
iIny ndray no tsy hitako; rah sôsisy tsy be jabora kosa tsy mifintina e!!!:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2071