Liste des messages
Liste des messages, inserés par mmmhh, par ordre de date
mmmhh
(
28/07/2011 12:39)
Hery a : sao de tsy rariry kosa?
Tsy haiko hoe aiza zah no tokony hametraka an'ty sujet ty, saika hanoratra manokana tany aminao zah ry Hery, nefa inoako fa tsy zah irery no nahatsikaritra an'ty tranga iray ty dia naleoko natao teto;...
suite
répondu par primorh le 19/11/2011 12:04
mmmhh
(
17/05/2010 12:03)
Ny fahafolon-karena
[quote]Malakia 3:10 Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovoh...
suite
répondu par ouioui le 23/08/2010 19:51
mmmhh
(
16/12/2009 07:03)
Effet cortisone : Mibontsina be ny tarehiko
\"rehefa tsy faly de mibontsina\"
Ity vao tena we mibontsina ara-bakiteny,
Nanao traitement ana allergie zah, nanao allergique be, efa ho tapa-bolana tsy nety afaka, ny hany herin\'ny dokotera de...
suite
répondu par jarifa le 06/01/2010 04:47
mmmhh
(
14/11/2009 07:49)
Ny fahafatesana no tambin'ny Ota
Hoy ny baiboly : Ary ny fahafatesana no tambin'ny ota,
Inona kay no dikan'izy io,
satria raha adikako ara-bakiteny io dia hoe : ny fahafatesana no solon'ny ota
Midika ve izany fa reefa maty ny o...
suite
répondu par niryna le 16/12/2009 10:55
mmmhh
(
20/10/2009 11:51)
Cancer de la gorge : Azo sitranina????
Miarahaba o,
Misy olona akaiky be n'ny fianakaviana voan'ny cancer de la gorge, (efa confirmer), de nilaza ilay dokotera nandidy we, ny cancer @ tenda hono azo sitranina fa somary lafolafo ny fanafod...
suite
répondu par niryna le 27/10/2009 05:11
mmmhh
(
29/06/2009 13:43)
Cadeau " Ranomanitra" midika inona??
"Tsy Tsara ny manolotra Ranomanitra atao cadeau " hoy ilay namako
Anniversaire n'ilay olon-tiako atsy ho atsy dia nividy Ranomanitra za hatao cadeau ho azy,
dia nitenenin'ilay namako zah we tsy tsar...
suite
répondu par ikaretsaka le 06/07/2009 10:58
mmmhh
(
08/06/2009 07:50)
Njakatiana & Francia : Tsara ny fitiavana
Ze mba mahay na manana an''le tononkiran'i Njakatiana sy Francia iny ne de mba mangataka rah mety e,
tsy haiko na io ny titre-ny fa io ny fiatombohany e,
Tsara ny fitiavana, mino an'Atra ......
f...
suite
répondu par mmmhh le 29/06/2009 14:16
mmmhh
(
16/05/2009 07:09)
Randrianarison Benjamina A. (ALI, DR JOHARY) n'est plus
Ontsa ny fo, raha nahare fa maty i Ali, io no anarana mahakinga ny vavan'i maro ahafantarana azy,
Na tsy mifankahafantatra aza izahay de mifandray @ alalan'ny film vokarin'i Scoop digital, isan'ny m...
suite
répondu par rasobakobako le 19/05/2009 12:18
mmmhh
(
16/05/2009 05:47)
Gateau cuite a la vapeur (tsy mila four)
Ity misy recette na gateau masahana @ entona tsy mandany fotoana, rah tsy manam-potoana be hikarakarana gateau ianao, de mba zaraiko sao mahasoa anao, efa nanandrana zah fa tsara be, ny sinoa ireny no...
suite
répondu par mibalika le 16/05/2009 19:23
mmmhh
(
15/05/2009 14:17)
niova endrika kely ndray serasera zany an
Mba hitanareo ve io fiovana kely io sa de laozana mifanasa vangy ao @ politika ao nareo??
Mivoaka eo ny sarintava n'izay nametraka dinika farany,
tsara ka, mihetsikatsika mintsy anie ty Hery ty e,
...
suite
répondu par tywa68 le 17/05/2009 10:27
mmmhh
(
08/05/2009 10:57)
Creme dessert - creme anglaise
Mba zarao fomba fanaovana creme anglaise, na creme dessert ireny ze mahay o?
Misaotra mialoha, :-* ...
suite
répondu par Ratoa le 16/05/2009 18:59
mmmhh
(
06/05/2009 14:26)
Ny "numero cachE" reefa manao appel
Ohatra ny mba lasa kely ny saiko @ ireny fampiasana ny numero cachE ireny,
Tsy fantatro aloha ny anareo any an-dafy e, nefa hinoako fa mety mitovy @ aty Dago ihany, ...asa ...
Ny eritreritro Dia to...
suite
répondu par mmmhh le 12/05/2009 06:47
mmmhh
(
29/04/2009 07:32)
Afaka manova ny efa voasoratra ve ny VAVAKA ?
Mandinika ny korontana misy eto @ firenentsika ity zah de somary lasa ny saiko,
Matoa izao reetra izao mitranga dia efa voasoratra izany, ary efa voalazan'ny baiboly rahateo fa any am-parany hisy ko...
suite
répondu par popotame le 08/06/2009 12:32
mmmhh
(
13/03/2009 12:08)
HERY : FAFAO NY PS N'IO MIGAFIGAFY IO
Mbola matory ve Rahery o?
Mba mifohaza @ zay re ry Hery de mba jereo kely ny forum ato fa tena misy olona migaffe be mintsy e, mandreraka be,
Jereo kely ne ry Hery fa mandreraka, marina mafy !!!!!...
suite
répondu par xxx le 14/03/2009 12:15
mmmhh
(
10/03/2009 10:06)
Ni-demission-ne indray ny Ministre Defense e!
EEEEEEEEEEE inona foana ary ty, ni-demissionne ndray ny misnistre-n'i defense, f'ahoana mintsy e,
Inona no mety ho antony?
Misokatra ny ady hevitra :idea: ...
suite
répondu par fijo le 10/03/2009 22:23
mmmhh
(
20/01/2009 12:04)
film mampalahelo
Te hijery film mampalahelo, na le mandatsa-dranomaso ireny ny tenanay rah mba misy mahafantatra na mahatadidy film nampihetsi-po azy tany ho any.
teneno le titre-ny de omeo resume kely rah mety, mba ...
suite
répondu par Papoose le 27/01/2009 18:11
mmmhh
(
16/10/2008 15:01)
mahatamana ve ny asanao
inona mba tanjonareo rehafa @ asanareo? tsy any @ le resa-bola ny tiako tenenina an,
Ny ahy manokana rehafa miasa zah, de asehoko ny mpiara-miasa amiko fa [b]ilaina aho[/b] , ary izay foana matetika ...
suite
répondu par mmmhh le 20/10/2008 14:05
mmmhh
(
16/09/2008 13:51)
Iza manana lava beuuuhhh
Inona ary zany?
Arnold Schwarzeneger manana lava be,
Rakoto manana fohy kely
Mompera tsy mampiasa ny azy intsony.
Inona ary zany :?: :?: :?: ...
suite
répondu par xxx le 15/12/2008 10:15
mmmhh
(
02/05/2008 07:15)
olona tsy mahalala fomba
ahoana nareo @ le olona mitady ny olona ao an-trano izy de tsy mandodona, le olona @ tômôbil no teneniko eto an! fa mi- klaksônina be any ivelany any fotsiny, de ny tena no handrasany hivoaka ny tr...
suite
répondu par endrika01 le 06/05/2008 06:42
mmmhh
(
29/04/2008 12:35)
mahita zvtr en cours d'exécution ve ny admin @ compte réseau
Mba manontany kely anareo izay manam-pahalalana @ ty resaka informatika ty ne e, zavatra roa no tiako ho fantatra;
1 - Ny ordi-nay rehetra ato am-piasana dia en réseau dôly, misy informaticien ira...
suite
répondu par xxx le 05/05/2008 16:04
