Cadeau " Ranomanitra" midika inona??
1. mmmhh
(
29/06/2009 13:43)
"Tsy Tsara ny manolotra Ranomanitra atao cadeau " hoy ilay namako
Anniversaire n'ilay olon-tiako atsy ho atsy dia nividy Ranomanitra za hatao cadeau ho azy,
dia nitenenin'ilay namako zah we tsy tsara ny manao cadeau Ranomanitra olon-tiana zany, ..........fa maninona kay?
Dia niteny aminy zah we, nefa matetika izahay roa mifanolotra ranomanitra, izy manome ahy, zah manome azy, (St Valentin, Anniversaire, Noel ...)
Dia niteny le namako we, omeo olo-kafa le ranomanitra fa aza omena azy, de aza atao intsony ny @ sisa,
Fa inona no fonosin'ny cadeau Ranomanitra?
zahay aloha hatram'zay nifanome ranomanitra fa tsy hitako we naninona e, eny e mpifakatia ve moa tsy hiady, mifamaly ? de lazaina ve fa avy @ le ranomanitra no nampiady?
Ho anareo mino an'io, inona no mba eritreritrareo @ le Cadeau Ranomanitra,
Zah aloha tsy mino e, fa mba gaga fotsiny aho @ le finoan'ilay sipa namako, vaovao be n'ny sofiko le izy.

novalian'i ikaretsaka ny 06/07/2009 10:58
2. maeva74
(
29/06/2009 14:44)
Zah aloha tsy hitsara hoe lainga na marina fa toa tsy mitombona izany . dadanay sy i mamanay izao taloha mifanolotra ranomanitra rehefa fety nefa toa mbola mifankatia be koa zah koa mpanolotra ranomanitra , rehefa manontany hoe inona no fanolotra ho an' ny olon- tiana dia " ranomanitra no tenen' ny olona fa asa nefa !
3. xxx
(
29/06/2009 15:06)
Izahay koa izao mpifanome ranomanitra fa tsy hitako hoe maninona
Anontanio ilay namanao hoe maninona e
Anontanio ilay namanao hoe maninona e
4. ni81
(
29/06/2009 15:30)
"Tsy Tsara ny manolotra Ranomanitra atao cadeau " hoy ilay namako:roll: tsy mbola nahare izany hatrizay raha tsy izao :)
5. ikaretsaka
(
29/06/2009 15:41)
Samy manana ny fombantaniny io..fa raha nahazatra anao sy tsy manmpaninona anao hatrizay ..inn ny olana
6. endrika01
(
29/06/2009 16:57)
Ny henoko taminy namana indray an,de refa tia zay enao,de satry hanimbolo foana,lay fofon-dranomanitry ny olon-tinao,dia na lavitra aza izy,dia toy ny eo anilanao foana.Lay mifanolotra ranomanitra eto an,lay vhv manome ny ranomanitra fampiasany hoanle lhl,de lay lhl manome ny ranomanitra fampiasany anilay vhv(vaovao tsara fa tsy we lay efa viviny kely sisa an:P )
7. endrika01
(
29/06/2009 16:59)

8. ainaheri
(
30/06/2009 11:59)
mmmhh>>> mety tratran'ny kompleksa kosa angamba ilay namanao an,mety misy fofona hafa² izy d otrany voadona zany ny sainy ra vô oé mifanolotra ranomanitra ny oul,na tsy izy aza no anoloran'azy!! fa amiko tsisy fady mifanolotra ranomanitra zany,indrindra ny oul efa mifankazatra aminao,raha tsy hoe kosa angamba ,tsy fantatrao ilay oul nefa nomenao ranomanitra,@ zay ftona zay mety hanontany tena ilay oul oé,ny fofoko ve no nanomezany ahy iny ranomanitra iny?? :lol: :lol: :-*
9. mmmhh
(
30/06/2009 12:53)
ainahery:
mmmhh>>> mety tratran'ny kompleksa kosa angamba ilay namanao an,mety misy fofona hafa² izy d otrany voadona zany ny sainy ra vô oé mifanolotra ranomanitra ny oul,na tsy izy aza no anoloran'azy!!
hahaha zany ve?, :-D
Anontanio ilay namanao hoe maninona e
ie , nanontaniako izy de ozy we, ny mpifankatia tsy tsara mifanolotra ranomanitra satria lasa ohatran'ny fofona ranomanitra le fifankatiavana,
manentoento manitra tsara amboalohany de miha-lefy ny fofona,
tahaka izany koa hono ny fitiavanay, miredareda be dia miha-lefy,
Dia nihomehezako izy, dia tezitra amiko, satria midika anie zany fa tsy tokony hifanolotra cadeau zany ny olona e, nga misy zavatra natao hateza zany?
Ohatra rah lamba , mety ho rovitra iny ==> de midika ve zany fa ho tahaka iny koa ny fitiavanay?
Voninkazo ==> malazo
...be de be e,
Rah raisina an-tendrony daholo anie ny zavtra reetra de ahitana dikany e,
10. vahiny2004
(
30/06/2009 13:41)
mmmhh:

ie manam-petra daholo ny rehetra
11. Papoose
(
30/06/2009 21:12)
Ary raha nahazo cadeau porte feuille kely dia mety midika in reeee!!! :-w
12. Lejoba
(
30/06/2009 23:15)
rehefa te hananihany taloha dia dentifrice na déodorant no atao cadeau ho an'ny namana mahatanty vazivazy : midika hoe maimbo vava na maimbo helika. Fa sangisangy fa tsy tena izy.
Mety ho complexe marina ny an'ilay niteny.
Sao tiany homena azy ilay izy dia hoe ........, koa ahoana izany ilay manome chocolat? na voninkazo ets.
Ny an'ny vazaha indray ny mixer (batteuse électrique??) no tsy fanome vehivavy, toy ny hoe ampirafesinao @ hafa hono izy

13. endrika01
(
01/07/2009 01:21)
Lejoba:Fetsy be zany ry zalahy vazaha kou,zara ary misy mixer ahavitana haingana ny asa e, :P
rehefa te hananihany taloha dia dentifrice na déodorant no atao cadeau ho an\'ny namana mahatanty vazivazy : midika hoe maimbo vava na maimbo helika. Fa sangisangy fa tsy tena izy. Mety ho complexe marina ny an\'ilay niteny. Sao tiany homena azy ilay izy dia hoe ........, koa ahoana izany ilay manome chocolat? na voninkazo ets. Ny an\'ny vazaha indray ny mixer (batteuse électrique??) no tsy fanome vehivavy, toy ny hoe ampirafesinao @ hafa hono izy
14. xxx
(
03/07/2009 20:40)
mahalasa saina indray zany! za manko t@ anniversaire-ko nisy mamie vazaha izay miara-mivavaka aminay dia nomeny ranomanitra aho ( dia hoe maimbo be ve za???? :lol: asa re? sa ny fonondranomanitro no tsy tiany ? nefa tsy dia mifanalavitra @ ilay nomeny ahy ! sa hitany fa tia ranomanitra za?
za tsy nieritreritra ninoninona mihitsy aloha t@ izy nanome fa dia faly aza aho kou sady tiako ilay fofony :D
za tsy nieritreritra ninoninona mihitsy aloha t@ izy nanome fa dia faly aza aho kou sady tiako ilay fofony :D
15. endrika01
(
06/07/2009 05:22)
xxx:Zah aloha efa naheno naheno wa a,fa tsy we nahita fa any aminio firenena io zany dia tena mifanomeme ranomanitra,dia midofaka ranomanitra foana,na tsy Alahady na andro aza!Fa efa fanaon-dry zareo io,hanalana fofona hono masisosiso,maimbo fa toa hoe tsy mandro mintsy ry zareo ireo raha tsy efa tonga ny fotoana iaraha-manao anizany! Dia raha any @io firenena io,zany no manolotra lay ranomanitra dia efa kopy izy we mamofona dia ry zareo mahalala izany tranga izany,fa tsy mipetraka @firenena io , lasa manenjika azy ny eritreriny,raha vao misy resaka ranomanitra we sao zah de sanatria we maimbo. :D
mahalasa saina indray zany! za manko t@ anniversaire-ko nisy mamie vazaha izay miara-mivavaka aminay dia nomeny ranomanitra aho ( dia hoe maimbo be ve za???? :lol: asa re? sa ny fonondranomanitro no tsy tiany ? nefa tsy dia mifanalavitra @ ilay nomeny ahy ! sa hitany fa tia ranomanitra za? za tsy nieritreritra ninoninona mihitsy aloha t@ izy nanome fa dia faly aza aho kou sady tiako ilay fofony :D
16. ikaretsaka
(
06/07/2009 10:58)
Le oe tsy mifanolotra ranomanotra rehefa mpifankatia aloha amiko tsary mitombina satria ny anaran'ny ranomanitra aza resa-pitiavana sy romance daholo...amour e..j'adore eee..romance e....