HERY : FAFAO NY PS N'IO MIGAFIGAFY IO

1. mmmhh ( 13/03/2009 12:08)
Mbola matory ve Rahery o?
Mba mifohaza @ zay re ry Hery de mba jereo kely ny forum ato fa tena misy olona migaffe be mintsy e, mandreraka be,

Jereo kely ne ry Hery fa mandreraka, marina mafy !!!!!!!!!

Tsy mampi-te hi-forum mintsy.

Rah izay no tanjony de tonga @ tanjona izy ka.
:)
novalian'i xxx ny 14/03/2009 12:15
2. hery ( 13/03/2009 13:30)
1. Teneno hoe iza ilay ps (tsy vitako ny mitety ireo dinika rehetra mandeha eto)
2. Teneno hoe aiza ilay dinika, omeo [Jereo eto] aho

misaotra
3. sitlo ( 13/03/2009 14:12)
Misaotra betsaka an'i hery aloha fa raha izaho dia ny ip no noenregistreko sy nosakanako.

Fa ankoatra izay, tsy mety ve raha mampiasa javascript kely ny forum? Mba estetika sy fiarovana ilay lava be ireny.

Ohatra hoe, raha mihoatra ny 10 lignes dia mamoaka + kely ery amin'ny zorony. Dia rehefa miclick an'iny vao miseho izy rehetra.
4. xxx ( 13/03/2009 20:37)
ohatra ity: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49ba833d02eff
tsy misy ps fa i xxx
5. Mirananirina ( 14/03/2009 11:24)
Ka izy ve ilaza ny anarany eo.Angamba raha foana i Hery ny tsy lazaina,sahirana daholo ireo,ilaina manko xxx io indraindray.
6. xxx ( 14/03/2009 11:39)
oay,ry tezeve,ry pikatti ,ifiona ireny izy aby sefo hery
7. rainivoanjo1 ( 14/03/2009 11:54)
:-D :-D :-D
8. xxx ( 14/03/2009 11:56)
io rainivoanjo hery an,tena tratra rainifonjo mpanao copie coller
9. xxx ( 14/03/2009 12:15)
izany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1724