mahita zvtr en cours d'exécution ve ny admin @ compte réseau
1. mmmhh
(
29/04/2008 12:35)
Mba manontany kely anareo izay manam-pahalalana @ ty resaka informatika ty ne e, zavatra roa no tiako ho fantatra;
1 - Ny ordi-nay rehetra ato am-piasana dia en réseau dôly, misy informaticien iray ato aminay milaza fa ny zvtra rehetra ataon'ny tsirairay ataony @ PC-ny dia fantatry n'izay olona manana compte "admin" ato am-piasana. n'inon'inona izany ny atao ato ka rah tiany jerena dia hitany. Tsy hoe dossier partager (iny mazava ho azy) fa le izy fa zvtra en cours ataonao. Ohatra mandika zvtra, mamaky zvtr @ périphérie (CD) Marina ve izany?'
2 - Ohatratrohatr'izay ihany fa ny @ connexion net, fantany ve hoe site inn no jerenao ao, rah te hijery izy,
détailler anaty "détail de connexion" @ facture-ny ve ny connexion vitan'ny compte-ko ohatra ??
Mahazo mail fôna manko zà misy hoe " détail de votre connexion du mois", de tsisy n'inninn akory le izy. De possible ve any @ admin le izy no afficher???
Misaotra e, :wink:

novalian'i xxx ny 05/05/2008 16:04
2. simplex
(
29/04/2008 14:33)
1- eny,
ra mampiasa remote administrator izy d hitany doly ze hataonao rehetra.
:arrow: ongoty ny cable ethernet refa mijery porn sy manao piratazy CD ;-)
2- eny,
hitany doly ny connexion niditra sy nivoaka avy ao @ IP-nao. Hitany fotsiny fa tsy afaka mi-se connecter en parallele izy an (aza matahotra manao internet banking). Ra mampiasa proxy misy authentification izy na manisy script any @ matosinao dia hitany par user izany.
:arrow: aza atao be loatra ny telechargement dia tsy hahatsikaritra ny connexion avy any aminao izy :)
4. ari.malala
(
29/04/2008 14:51)
raha michat kou v d itany ny zavatra soratana? ohatra hoe am msn na yahoo messneger?
6. mmmhh
(
29/04/2008 15:06)
Loooza !! aleo tsy hijery zvtra hafahafa ato am-piasana rah izany koa! :wink:
7. simplex
(
29/04/2008 15:12)
ari,
Ra vao installee ao le "Radmin" d otran'ny hoe eo anoloan'le ecran ordi ampiasainao mintsy izy. Ze mitranga rehetra eo d hitany doly.
mmmmhmm,
ra azo jerena offline d esory fotsiny ny cable wa.
:arrow: don't korapaka aloha fa tsy misy admin mandany andro mijery anareo zany eo ra tsy hoe efa mi-suspect anareo manao zavatra fopla be izy. Izay no hitenenako hoe aza mi-telecharge zavatra ngoza be na koa hoe mangalatra acces @ ordi ana ol tsy tokony kasihana...
8. zoky
(
30/04/2008 04:48)
Eny azony admin atao ny manao trace ny connexion-la (net io) ka hitany eo daholl ny @ site nalehan la
Efa nisy trangan-javatra oh zay t@ mpiara-miasa t@ nay taloha, somary nihisatra ny asa t@ zay de nampaniraka ny admin ny deba hijery ny site jeren mpiasa avy mandritra ny ora fiasana oe ASA marina no ampiasain mpiasa internet sa chat, sa milalao sa zavatra hafa. traingy le mbandy iray zay fa nen lery 99% site jereny X daholo ary en permanent. ts nivaky loha lery fa tohizany iany
calme fotsin la, ka io ra ts misy abus ts tokony hanaramaso ny admin, rehefa VITA NY ASA dia zay ian, inn mo no olana na ijeren inn la na X aza, na hi chat mparivan andro ary, Ny asa vita no ifampitsarana hoy sasany...

hoy i mmmhhh:
Loooza !! aleo tsy hijery zvtra hafahafa ato am-piasana rah izany koa!
calme fotsin la, ka io ra ts misy abus ts tokony hanaramaso ny admin, rehefa VITA NY ASA dia zay ian, inn mo no olana na ijeren inn la na X aza, na hi chat mparivan andro ary, Ny asa vita no ifampitsarana hoy sasany...
9. mmmhh
(
30/04/2008 08:48)
ary fantany ve hoe tel PC no manao an\'le izy sa fantany fotsiny hoe misy manao an\'zao any hoe ny, rah te hijery izy bien sûr!
10. zoky
(
30/04/2008 11:29)
mmmhh>Eny ,fantany ka, oe adress IP zao connect t@ site zao, ra te hijery iz mazava ho azy
13. xxx
(
05/05/2008 14:13)
ari.malala:
Simp, d aona no ahalalana we installé le Radmin?
Jereo ao amin'ny C:\Program files
Na jereo ao amin'ny Panneau de config > Ajout et suppression de programmes
nb: anisan'ny be mpampiasa ny Radmin, fa misy hafa koa mety ho azo ampiasaina, ohatra hoe ny VNC
14. hery
(
05/05/2008 15:02)
Tandremo misy fitaovana hafa koa izay fitsikilovana ary tsy mamela trace mihitsy (hotadiaviko tao @ infogasy.net) izay fampiasan'ny ray amandreny manara-maso ny zavatra ataon'ny zanany.
Io indray dia tsy mila connecté akory ny admin fa karazan'ny manao enregistrement ny ecran-nao mandritra ny ora voatondrony. Dia rehefa lasa ianao dia jereny miadana hoe inona avy no nataonao teto.
gravy ange ry zalahy ireo e :-)
Fa marina io nolazain'i simp io. Tsy hivakla ny admin raha tsy misy kakay manokana. Zah ato ampiasana miandraikitra ny reseau fa faly daholo ny ankizy :-p tsy misy sakanana fa tenenina fotsiny hoe modérer-o (raha manakana mantsy zah dia tsy maintsy mba manakan-tena koa) lol

15. xxx
(
05/05/2008 16:04)
de tte façon tratra foana io na in ataonao na inn ! ny zavatra rehetra atao am ordi-nao de sauvegardé ao am disque dur daholo... zay no mampatonga anaha tsy mampiasa ny ordi ato am bureau mintss am zavatra hafa afatsy ny asako...de rehefa te-hiditra eto de ny pc-ko perso no hidirako...
miankina am le asanao koh io...ohatra hoe ny asanao asa misy anilana fitadiavana ao am archive de bing ! tratra ao daholo....
miankina am le asanao koh io...ohatra hoe ny asanao asa misy anilana fitadiavana ao am archive de bing ! tratra ao daholo....