Ni-demission-ne indray ny Ministre Defense e!
1. mmmhh
(
10/03/2009 10:06)
EEEEEEEEEEE inona foana ary ty, ni-demissionne ndray ny misnistre-n'i defense, f'ahoana mintsy e,
Inona no mety ho antony?
Misokatra ny ady hevitra :idea:
Inona no mety ho antony?
Misokatra ny ady hevitra :idea:
répondu par fijo le 10/03/2009 22:23
4. salopard
(
10/03/2009 10:14)
Ny antony:
Le ministre de la DEFENSE était souvent DEFONCE, par derrière , par Les Mercenaires et Ravalo.
Sa zone Rouge lui fait terriblement mal
Ministre de la DEFONCE
Zone rouge Défoncée
Tandremo ny zone rouge ny tsi-1-1

5. penguin
(
10/03/2009 10:15)
Mahazo miala izay miala fa dia miandry ny vaovao ofisialy araka ny voalazan'ny akama. Aleo hifamono amin'izay ary fa samy maka ny azy. Tsy tafapetraka izany koa ny TGVendrana aloha.
6. TIMTIKO
(
10/03/2009 10:21)
SOLOINA FOTSINY E NGA NY MALAGASY MANANTSAINA NO TSY MISY
SADY MANANA HERILOHA NO MANANA HERINTSAINA NO AFAKA MANOME BAIKO
ZE SAHY RANO MATY TSARA

7. Oay
(
10/03/2009 10:22)
Ka manahy aho fa atsy ho atsy ny praiminisitra mihintsy no hametrampialana raha izao no mitohy.
Ohatrany efa nandre feo aho (momba ny praiminisitra io an!) fa aleo atao hoe tsaho ilay izy fa d ny ho avy no hanambara é! Mahareta ahita ny VOAHENDY (The End) aza vakiana ilay oa d lasa v'hendy (vi hendy) hihihi... mion mion mion mba omeo ilay tady é!

8. TIMTIKO
(
10/03/2009 10:34)
Oay:

AZA MANIRY LOZA RY LE MATY AAAAA SA TENA NY POTIKA NO TADIAVINAREO KOA AFAKA MANPOKA BOMBA NE ZAY E SA ZAY KOA NO TINAREO AFAKA MANAFATRA ANY LYBIE IZA ZAO DE ZAO
9. hery
(
10/03/2009 10:41)
:-) noterena hanao sonia demission efa voasoratra izy... raha tsy izany dia mety najedaky ry zalahy teo.
Avoahy i Andry e :-)
Avoahy i Andry e :-)
10. Oay
(
10/03/2009 10:42)
TIMTIKO:
Oay:
Ka manahy aho fa atsy ho atsy ny praiminisitra mihintsy no hametrampialana raha izao no mitohy.
Ohatrany efa nandre feo aho (momba ny praiminisitra io an!) fa aleo atao hoe tsaho ilay izy fa d ny ho avy no hanambara é! Mahareta ahita ny VOAHENDY (The End) aza vakiana ilay oa d lasa v'hendy (vi hendy) hihihi... mion mion mion mba omeo ilay tady é!
AZA MANIRY LOZA RY LE MATY AAAAA SA TENA NY POTIKA NO TADIAVINAREO KOA AFAKA MANPOKA BOMBA NE ZAY E SA ZAY KOA NO TINAREO AFAKA MANAFATRA ANY LYBIE IZA ZAO DE ZAO
Tsy maniry loza ny tenako ry Le velona fa tahotra @ ilay fandranita ataon'ny TIMTIKO fotsiny ka sao hanaradia ndry le maty eo TIMTIKO vao hovery ny eto @ serasera fa tsy misy mpanentana intsony hihihi...
11. mmmhh
(
10/03/2009 10:51)
fa ahoana marina ny situation ao Tana ao e, rah ny fitantaran'ny oul @ telephone manko de mamay be, marina ve zany?
12. tsinjo
(
10/03/2009 10:55)
marina zany , efa misy maty araka ny fampitam-baovao ataon'ny namana any am ville any
14. xxx
(
10/03/2009 11:16)
AIZA I ANDRY, DE AIZA RA8
TOKONY GADRAINA ANY IZY ROA IREO FA NY FITIAVAN-TENAN'IZY ROA DAHOLO NO MAHATONGA AN'IO

15. xxx
(
10/03/2009 11:51)
mifankatiava rey olona e,
aleo i andry sy Le8 hifandrafy any fa isika mifankatiava,
Fitiavako an'i Ra8 ve sa fitiavako an'i Andry no hankahalako sy hamonoako olona?
Mba mieritrereta ihany

16. mion
(
10/03/2009 11:59)
Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'annoncer qu'il est toujours Ministre et qu'il a été contraint à lire la declaration de ce matin : pistolet sur la tempe
17. fijo
(
10/03/2009 22:23)
de milaza tsy manongam panjakan ary capsat,nefa mibodo ny minisiteran'ny tafika....efa ten afomba TGV mihintsy ve ity mamitaka vahoaka ity e,?????