film mampalahelo
1. mmmhh
(
20/01/2009 12:04)
Te hijery film mampalahelo, na le mandatsa-dranomaso ireny ny tenanay rah mba misy mahafantatra na mahatadidy film nampihetsi-po azy tany ho any.
teneno le titre-ny de omeo resume kely rah mety, mba ho tadiaviko.
Misaotra mialoha e. :wink:
teneno le titre-ny de omeo resume kely rah mety, mba ho tadiaviko.
Misaotra mialoha e. :wink:
novalian'i Papoose ny 27/01/2009 18:11
2. Noue
(
20/01/2009 12:25)
mmmhh:fa maninona retsy no ireny no jerevana ee? tsy aleo ve mba mitsikitsiky sy mikakakaka ? ny ahy aloha raha nisy film tena nampalahelo ahy dia la ligne verte eee!
Te hijery film mampalahelo, na le mandatsa-dranomaso ireny ny tenanay
3. fahamarinana
(
20/01/2009 12:31)
:arrow: noue : za koa mba tia an'iny,dia la liste de shindler(asa raha diso ny fanoratro azy ) koa iray..na mbola miverina mijery aza dia mbola latsa-dranomaso hatrany...rahavao resaka persecution na sahalahala amin'ireny e,na mainty na fotsy mampa-:( ahy hatrany (l)
4. fahamarinana
(
20/01/2009 12:38)
:arrow: mmmhh : ity iray ity no tena gravy, "les chemins de la dignité ",inspirée d'une histoire vraie ilay izy : ireto ny milalao ao : robert de niro,cuba gooding jr,charlize theron,film efa ela ihan (2001 ) fa mbola hita eny am fnac na am bibliotheque angamba..Ato misy detail-ny raha tianao fantatra tsara :
http://www.cinemovies.fr/fiche_film.php?IDfilm=2880
dia mazotoa e ! (l)
http://www.cinemovies.fr/fiche_film.php?IDfilm=2880
dia mazotoa e ! (l)
6. ari.malala
(
20/01/2009 12:53)
film gasy zay zao no avy nojerevako Tanyah zay ny titre fa zany tena latsaka ny ranomaso kle!
7. fahamarinana
(
20/01/2009 13:02)
:arrow: ari : mba omeo zah e ! zany films gasy zany akia rehefa misy mandefa dia ilay misy combat ve foana no hitako...(l)
8. ari.malala
(
20/01/2009 13:07)
fahamarinana, ndraso itady za fa le film nojerevako zay koa anie akia an'olona e! dia ilay efa mati kapoka b reny le cd hihihi! le mikoins isaky ny matsiahy reny! ;)
9. ikaretsaka
(
20/01/2009 13:12)
Pursuit of happiness an'i will smith sy ny zanany iny koa tsy ratsy
14. Koditra
(
20/01/2009 19:11)
Nenà le tantaran'ny Saka sy ny Totozy iny no tena napalaelo anà, zany oà fa tena may kila napalaelo lé Saka fa tsy nahay niady lavaka itsoahana. Ory ny foko t@ zay an :cry: :cry:
16. kotobekibo
(
20/01/2009 19:51)
Ny ahy injay ilay film hoe :
" brown niaraka ihany , sola paika vao nifanary " :-D
" brown niaraka ihany , sola paika vao nifanary " :-D
17. kotobekibo
(
20/01/2009 19:53)
fahamarinana:
:arrow: iza ndray zany saka sy totozy zany ? :-D (l)
fa njy angah tsy nianatra an'iny tsianjery iny t@ mbola kely ?