film mampalahelo

1. mmmhh ( 20/01/2009 12:04)
Te hijery film mampalahelo, na le mandatsa-dranomaso ireny ny tenanay rah mba misy mahafantatra na mahatadidy film nampihetsi-po azy tany ho any.
teneno le titre-ny de omeo resume kely rah mety, mba ho tadiaviko.
Misaotra mialoha e. :wink:
répondu par Papoose le 27/01/2009 18:11
2. Noue ( 20/01/2009 12:25)
mmmhh:

Te hijery film mampalahelo, na le mandatsa-dranomaso ireny ny tenanay
fa maninona retsy no ireny no jerevana ee? tsy aleo ve mba mitsikitsiky sy mikakakaka ? ny ahy aloha raha nisy film tena nampalahelo ahy dia la ligne verte eee!


3. fahamarinana ( 20/01/2009 12:31)
:arrow: noue : za koa mba tia an'iny,dia la liste de shindler(asa raha diso ny fanoratro azy ) koa iray..na mbola miverina mijery aza dia mbola latsa-dranomaso hatrany...rahavao resaka persecution na sahalahala amin'ireny e,na mainty na fotsy mampa-:( ahy hatrany (l)
4. fahamarinana ( 20/01/2009 12:38)
:arrow: mmmhh : ity iray ity no tena gravy, "les chemins de la dignité ",inspirée d'une histoire vraie ilay izy : ireto ny milalao ao : robert de niro,cuba gooding jr,charlize theron,film efa ela ihan (2001 ) fa mbola hita eny am fnac na am bibliotheque angamba..Ato misy detail-ny raha tianao fantatra tsara :
http://www.cinemovies.fr/fiche_film.php?IDfilm=2880
dia mazotoa e ! (l)
5. lovelyri ( 20/01/2009 12:47)
titanic :-D :-D
6. ari.malala ( 20/01/2009 12:53)
film gasy zay zao no avy nojerevako Tanyah zay ny titre fa zany tena latsaka ny ranomaso kle!
7. fahamarinana ( 20/01/2009 13:02)
:arrow: ari : mba omeo zah e ! zany films gasy zany akia rehefa misy mandefa dia ilay misy combat ve foana no hitako...(l)
8. ari.malala ( 20/01/2009 13:07)
fahamarinana, ndraso itady za fa le film nojerevako zay koa anie akia an'olona e! dia ilay efa mati kapoka b reny le cd hihihi! le mikoins isaky ny matsiahy reny! ;)
9. ikaretsaka ( 20/01/2009 13:12)
Pursuit of happiness an'i will smith sy ny zanany iny koa tsy ratsy
10. kelly13 ( 20/01/2009 13:22)
fé dé l'amoury
11. ainaheri ( 20/01/2009 13:33)
gosht kou mlay
12. Lejoba ( 20/01/2009 14:54)
La Passion du Christ
^:^ ^:^ ^:^
13. lemenakely ( 20/01/2009 18:56)
Asa raha efa nisy nahita : un homme, une femme et un enfant ....
14. Koditra ( 20/01/2009 19:11)
Nenà le tantaran'ny Saka sy ny Totozy iny no tena napalaelo anà, zany oà fa tena may kila napalaelo lé Saka fa tsy nahay niady lavaka itsoahana. Ory ny foko t@ zay an :cry: :cry:
15. fahamarinana ( 20/01/2009 19:31)
:arrow: iza ndray zany saka sy totozy zany ? :-D (l)
16. kotobekibo ( 20/01/2009 19:51)
Ny ahy injay ilay film hoe :
" brown niaraka ihany , sola paika vao nifanary " :-D
17. kotobekibo ( 20/01/2009 19:53)
fahamarinana:

:arrow: iza ndray zany saka sy totozy zany ? :-D (l)


fa njy angah tsy nianatra an'iny tsianjery iny t@ mbola kely ?
18. Noue ( 20/01/2009 19:57)
dia lanin'iza ilay totozy eee ?? :-D :-D :-D :-D
19. kotobekibo ( 20/01/2009 20:06)
ny saka no lanin'ny totozy :-D :-D :-D
20. Noue ( 20/01/2009 20:16)
sao dia izay no naha be kibo azy eee ???? =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0888