RAVALOMANANA << TGV
1. fetrakens
(
09/04/2008 10:19)
Satria nahoana? TGV olona nianatra hatramin'ny fahakeliny, olona mahay, Ravalo kosa nianatra ihany, fa saingy oe ny angady sy ny penina fotsiny no tsy mampitovy azy!! mety hahavita be lavitra noho i Ravalo izany i Andry!! Fa na tsara na ratsy anefa ataon-dRavalo de afaka mahavita be mihoatra izany koa i Andry,,, ka de zay! :?:
novalian'i Jeankely ny 10/04/2008 00:02
3. abcdefg
(
09/04/2008 12:56)
ny any TGV bac G,tsy ampy kosa io ra hitondra firenena re!ravalo aza moa mety tsy manana re!
4. Jeankely
(
09/04/2008 13:34)
Efa fampielezan-kevitra angaha izao ? Fa inona daholo ny fianaran'i Dadatoa kely izany. Rehefa lany tsy anontaniana satria maty tsy mila dokotera.
5. lovanivaina
(
09/04/2008 13:39)
fetrakens:
Satria nahoana? TGV olona nianatra hatramin'ny fahakeliny, olona mahay, Ravalo kosa nianatra ihany, fa saingy oe ny angady sy ny penina fotsiny no tsy mampitovy azy!! mety hahavita be lavitra noho i Ravalo izany i Andry!! Fa na tsara na ratsy anefa ataon-dRavalo de afaka mahavita be mihoatra izany koa i Andry,,, ka de zay! :?:
Ka samy hafa ny fahaizana ara-penina sy ny fahaiza-manao raFetra a!!!
Ny ngeza, ngeza ihany!!
7. todisoa2
(
09/04/2008 14:23)
Ny donto misy maranitra baba...... hafa ny mahay sy ny fetsy..... ny fetsy no tena ilaina zao.hihihihi
10. badboy
(
09/04/2008 19:28)
Ka voadonan'ilay lazaina fa tsy nianatra daholo zany ireo mialza mahay rehetra satria tadidio fa in-2 no nifidy azy ho filohampirenena!! Tsy nilatsaka avy any andanitra akory ny nahalasa filoha azy!!
Ka hoy aho hoe "aza manao tahaka ilay adala nohon'ny fahaizany ka lasa fihomehezan'ny dondrona"!!!! :idea: :idea: :idea:
Ka hoy aho hoe "aza manao tahaka ilay adala nohon'ny fahaizany ka lasa fihomehezan'ny dondrona"!!!! :idea: :idea: :idea:
11. Jeankely
(
10/04/2008 00:02)
Io fa nianatra ilay fiteniko matetika dadakoto. Manaraka moramora ny fihetsiko ihany fa tsy nahalala. Naveriko teto hatra fa "NY NIANATRA VE NO DONTO BAIKON'NY TSY AMPY FIANARANA ?". Ary ireo milaza mahay tena sahy mifampidera diplaoma @'ireo Ministraankehitriny ireo ve ianareo ? Tsisy nivoaka andafy ve ireo fa tsy nianatra sahala anareo mbola any andakilasy aza ny sasany :-D :-D :-D :-D . Miavo tsy feno toy ny taindelo.
