Manahoana daholo,
Fa ohatrinona re zay mahalala ny vidina ordi e? De aiza no misy mivarotra eto tana. Ordi vaovao an fa tsy occasion akory. Misaotra o.
Miarahaba o
Aty aminay misy izay ilainao izany hoe ato amin'ny CLINIC INFO 67 ha ampitan'ny CECAM.Misy ny configuration ilainao rehetra ato ary ny prix koa azo hifampiresahana tsara .Misy garnatie 1ans .