Liste des messages

Liste des messages, inserés par colaps, par ordre de date
colaps ( 23/12/2008 20:06)
tantara kely!
ity nisy gidro kely nahafatifaty sy nahafinaritra kely tany an'ala izay nilaozan-dreniny noho n tahotra nianjady taminy, ny liona dia anisan'ny biby masiaka d masiaka atahoran'ny rehetra izay nanana ... suite
répondu par colaps le 13/01/2009 17:11
colaps ( 22/12/2008 20:10)
RANOMPITIAVANA
Inona kay ilay hoe RANOM-PITIAVANA??? raha mba nikaot vehivav mpianatra iray n tenanay d hoy iz tamko oe d omenao RANOM-PITIAVANA v zah? io mants n mb tiako amzao fety izao goy inona ity hangata... suite
répondu par ainaheri le 23/01/2009 13:43
colaps ( 08/10/2008 13:44)
ahoana no ataoko mba hatafita ahy????????????
za mbola mianatra no nahita asa ,nataoko ny asa nefa tsy najanoko koa ny fianarako .A@zao tena sahirana aho mieritreritra ny ho aviko satria lay tanjona mba niriako hatrizay tsy hoazoko .Mety amko tsa... suite
répondu par LEINAFATOU le 09/12/2008 10:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1051