tantara kely!

1. colaps ( 23/12/2008 20:06)
ity nisy gidro kely nahafatifaty sy nahafinaritra kely tany an'ala izay nilaozan-dreniny noho n tahotra nianjady taminy,
ny liona dia anisan'ny biby masiaka d masiaka atahoran'ny rehetra izay nanana fikasana ny hihinana azy rehetra ;nohon'hakelezany dia izy irery sisa taraiky;inona no nataony?teo anatrehan'ny biby masika??
Nitsoaka izy ary dia nitsoaka faran izay heriny,mandeha mafy dia mafy ny liona amin'io fotoana io izay tsy lavitra azy;
nahita RAOZY kely anefa izy dia nijanona nisitrika tao ambadik lay Raozy kely,tampoka teo
nandalo teo amlay raozy ty LIONA ka niodina nijery an kavi an kavanana ambony ambany andrefana atsinanina fd TSY NAHITA ITY BIBYkely nJAnahary ity

Mipetraka amtsika mpandalina ny FANONTANIANA:--Inona no nataon ILAY GIDRO KELY no tsihitan ilay LIONA?????


ZANAKA MPANJAKA:
raha nandeha lavitrin lapa ity zazavavy kely nmpanjaka ka tratra irery tany dia niezaka ny nikaroka ny lalana hiverenana .
Nisy rano be izay tsy maintsy hiampitana teo anoloany ,inona no ataoko hoy izy?nanontany ny zavaboar manodidina azy.Raha nanaraka sisin drano anefa izy dia nahita fiampitana.
Hazo tokana mihetsiketsika mampatahotra sady kely no tsy misy AROFANINA;ny rano mandeha mafy mampatahotra,izy izy irery ihany fa tsy mba misy namana;tsmaints miampita anefa mba hotonga ao an dapa
TAFITA SOAMANTSARA ANEFA IZY

Fanontaniana:inona no nataon ity zazavavy kely feno tahotra ity raha niampita ny fiampitana ?
novalian'i colaps ny 13/01/2009 17:11
2. Noue ( 23/12/2008 20:20)
omeo ny valiny eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Mirananirina ( 24/12/2008 12:21)
Tsy haiko re fa valio,ngeza anie ny ragidro kely dia ahoana no niafenana amin'ilay raozy kely,koa tsy voatsindrony tsilo tao :lol:

sao dia nilomano ary izy,sa izahay ilay zavaboaary :?:
4. zoozoo ( 26/12/2008 11:21)
Mipetraka amtsika mpandalina ny FANONTANIANA:--Inona no nataon ILAY GIDRO KELY no tsihitan ilay LIONA?????
ra azoko tsara alo de
araky ny ef voalazanao iany ko we:
nijanona nisitrika tao ambadik lay Raozy kely izy.
fa in nef le tena valiny alo e? :D :)
de aza atao suspens be fa tssssss
5. mmmhh ( 27/12/2008 05:39)
Tsara afina tao ambadiky le raozy le gidro de tsy hita kouuuuuuuuuu,

Le zazavavy kosa,
- raha tsy nahay nilomano dia nalainy le fiampitana mangozohozo nitaingenana (natsingevana tambony rano natao solon-dakana)
- raha mahay milomano de nilomano.
6. Lejoba ( 30/12/2008 11:25)
angano angano arira arira
nandalo teo spiderman nanavotra azy
=)) =)) =)) =)) =)) =))
7. mmmhh ( 30/12/2008 13:30)
hi hi mety i SUPERMAN kosa no nandalo e,

na nanao mazzzy mazzy ry zareo.
8. benasy ( 05/01/2009 14:54)
Mmmhhh.... biby kely....miafina.... ambadiky ny raozy....Liona be volombolony......Milomano..../ ...tsy nitsoraka ve ? Mmmhhh
Voan-tapia,voanjobory,voan-tapia,voanjobory,voatab.... tena tsy hita é! fa inona ary 'zany !!?????
9. benasy ( 07/01/2009 15:33)
benasy:

Mmmhhh.... biby kely....miafina.... ambadiky ny raozy....Liona be volombolony......Milomano..../ ...tsy nitsoraka ve ? Mmmhhh
Voan-tapia,voanjobory,voan-tapia,voanjobory,voanjopia,voatab.... tena tsy hita é! fa inona ary 'zany !!?????




10. colaps ( 13/01/2009 17:11)
nanao tsara hafina izy ry reto a!!!
zan ko ve d mahavarinanareo e!!
gidro kely anie io e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3157