RANOMPITIAVANA
1. colaps
(
22/12/2008 20:10)
Inona kay ilay hoe RANOM-PITIAVANA???
raha mba nikaot vehivav mpianatra iray n tenanay d hoy iz
tamko oe d omenao RANOM-PITIAVANA v zah?
io mants n mb tiako amzao fety izao
goy inona ity hangatahany?
Kay ts ilay no eritreretinao fa hafa ,inona ary io????????????????????????
valio izay malala mba hamaliako nvaliny marina

répondu par ainaheri le 23/01/2009 13:43
2. Noue
(
22/12/2008 20:23)
tsy aiko loara aloha oe inona no tena dikan'io eee ! fa nahita ity antara ity aho dia voalaza ao oe ranom-pitiavana
http://tadiompitiavana.blaogy.com/archives/73/20060615
http://tadiompitiavana.blaogy.com/archives/73/20060615
3. xxx
(
22/12/2008 21:44)
tantara veta efa t@ 2006 mbola tsaroana ihany ? misy mahakarokaroka an :°) :°) :°) :°)
4. Koditra
(
23/12/2008 06:06)
xxx : lé kestion sarotra valiana be nefa toa ôtran'ny mavaly an'lé izy iany io tantara io.
Sa mahita karazana ranony afa xxx?
Sa mahita karazana ranony afa xxx?
5. Noue
(
23/12/2008 06:39)
xxx:mba mikaroa retsy aaa !
tantara veta efa t@ 2006 mbola tsaroana ihany ? misy mahakarokaroka an :°) :°) :°) :°)
"oditra":zay manko eee ! io anie ry xxx tapéna eo @ google dia nisoratra ta dia mba nalefako eto eeee :-D :-D :-D :-D
xxx : lé kestion sarotra valiana be nefa toa ôtran'ny mavaly an'lé izy iany io tantara io.
Sa mahita karazana ranony afa xxx?
7. xxx
(
23/12/2008 10:16)
zay manko eee ! io anie ry xxx tapéna eo @ google dia nisoratra ta dia mba nalefako eto eeee :-D :-D :-D :-D
dia mazotoa misotro ary eeee :-P :-P :-P
9. ainaheri
(
23/12/2008 12:20)
:-D :-D :-D :-D :-D Miady ranom-pitiavana ndray reto klé :-D :-D :-P
11. caramelle
(
23/12/2008 18:36)
valio izay malala mba hamaliako nvaliny marinaefa hainao zany kou in ndray?
12. colaps
(
23/12/2008 19:37)
marina avokoa izay no lazainareo saingy tsy voatery izany foana no atao hoe RANOM-PITIAVANA izaho koa aza moa sadaikatra tamin'ny voalohany naheno an'io sady nanontany tena hoe "efa mpanao azy ngah ty sipa ty?sa........"fa ny tina ambara eto amin ity tanatara kely ity dia RANOMANITRA
Raovina ny PONT ???????????????
???????????????????????????????????????
Raovina ny PONT ???????????????
???????????????????????????????????????
14. kotobekibo
(
25/12/2008 23:35)
Ka misy karazany ilay ranompitiavana kouh! samy hafa ny an'ny lhl sy ny vhv :-P
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
15. Papoose
(
26/12/2008 00:35)
iza daholo aza no efa nisotro eee!!!
koto v efa nisotro?? sao de zay mantsy no nahabekibo :-P
koto v efa nisotro?? sao de zay mantsy no nahabekibo :-P
16. kotobekibo
(
26/12/2008 11:38)
ieee fa saigy rano-mpitiavan'ny vhv fa tsy an'ny lhl kosa kah ! :-D :-P
17. ainaheri
(
26/12/2008 11:56)
Koto>> marina ve zany? Za kosa na matin'ny heta² aza tsy hisotro ka :-D :-D :-D
18. kotobekibo
(
26/12/2008 12:23)
ainaheri:
Koto>> marina ve zany? Za kosa na matin'ny heta² aza tsy hisotro ka :-D :-D :-D
Maty antoka ihany élah raha izany kah! :-D :-D :-D
19. ainaheri
(
26/12/2008 19:55)
koto>> :-D :-D :-D aleo ho faty antoka any fa tsy maninn nama aa hihi,aleoko lavitra maty antoka ka :-D :-D :-D :-D