RANOMPITIAVANA
61. Koditra
(
11/01/2009 10:49)
Papoose : lé avy any ambany no tinao sa lé avy any ambony ? :-D
Mirananirina : na tsy naazo aza enao dé afa manomé, za mbô meo ? :lol:
Mirananirina : na tsy naazo aza enao dé afa manomé, za mbô meo ? :lol:
63. Koditra
(
11/01/2009 14:10)
Mirananirina :zfdy fa diso tsipel lé nosoratako, averiko : na tsy naazo aza enao dé afaka manomé, za mbô meo ?
64. Mirananirina
(
11/01/2009 15:55)
Ary kay tsy azoko koa ny teninao.Tsy manana ranompitiavana ahoe
65. ainaheri
(
16/01/2009 04:57)
Mirananirina>> zany ve? natao aiza doli [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/120104love_you4_cut.gif[/IMG]
66. Mirananirina
(
16/01/2009 11:56)
Ainaheri:efa lany daholy e,tsy misy intsony na goutte 1 aza e, :( :( :(
67. ainaheri
(
16/01/2009 19:45)
miangatra kosa enao zany an,d tsy namelanao na kokany akory na hanalan'ny vitsika hetaheta aza :lol:
68. Mirananirina
(
17/01/2009 11:54)
Mety misy kokany marina e.Faly ery aho izao fa fantatro hoe ianao no resahiko
70. colaps
(
22/01/2009 17:19)
k'aiz jiab ee!
PROMOTION amzao fotoana izao ny RANOMPITIAVANA eny amn ny SUPER MARCHE s gRAN MAGASIN REhetra eny TOngava BObaK Eeeee!!!!!!!!!!
PROMOTION amzao fotoana izao ny RANOMPITIAVANA eny amn ny SUPER MARCHE s gRAN MAGASIN REhetra eny TOngava BObaK Eeeee!!!!!!!!!!
71. ainaheri
(
23/01/2009 13:43)
Mirananirina:
Mety misy kokany marina e.
tsy azoko ilay tinao lazaina(Faly ery aho izao fa fantatro hoe ianao no resahiko),koditra nangataka d za nanara-panjaitra fotsiny hihi
