RANOMPITIAVANA
43. Koditra
(
02/01/2009 21:24)
Mbô anomezo ono ainahery na dé eran'ny saro-tavoangy fotsiny aza :-D :-D
44. kelly13
(
03/01/2009 12:49)
za klou tena fanina e, tsy oe mody fa saika nidona t@ pôtô mintsy fa fanina b :-D
45. ainaheri
(
03/01/2009 18:46)
Koditra:
Mbô anomezo ono ainahery na dé eran'ny saro-tavoangy fotsiny aza :-D :-D
ié,na eraky ny kapsily THB ireny fotsiny aza d tsy maninn :-D :-D :-D :-D
47. ainaheri
(
04/01/2009 02:04)
tinaony:
az manao resaka ranondranony ao é
Misy angah any? Fahitako anao zao tokony ahazoana 2 kapsily an :-D :-D :-D :-D :-D
51. Papoose
(
05/01/2009 20:13)
de ahon zany ny ranondolana tsy iny v no tena ranompitiavana? :-D :-D
52. Koditra
(
05/01/2009 21:14)
Papoose : misy ranondolana vtraky be ato amiko ra mila enao, tonga dé barìka mitsy entina aty. :-D :-D
56. Koditra
(
08/01/2009 14:14)
Enfin, tonga iany colaps, mbola lôzan'lery nitady ranopitiavana tany ivelany tany nefa tato efa nisy vtraky be niandry anlery :-D :-D :-D
57. Papoose
(
08/01/2009 16:25)
koditra, ka arakarakle fiovahany ny kalitaony anieee, ka le aiza no mivoaka le ao aminao? :°)
58. ZoRajoela
(
10/01/2009 01:37)
Fitiavana = sexe ? Izay ratsy saina no mieritreri- dratsy. :twisted:
59. ainaheri
(
10/01/2009 07:21)
Zorajoela>> misy ve any ee? Enao kou fahitako azy zao an ,ahan!! :-P
60. Mirananirina
(
10/01/2009 12:46)
nitady ranopitiavana tany ivelany tany nefa tato efa nisy vtraky be niandry anlery
Naninona ary aho no tsy nahazo ry Koditra
