RANOMPITIAVANA

21. Koditra ( 27/12/2008 19:37)
Raha hofintinina dia rano karazany 5 no voalaza sy voatanisa :
- rano mafàna nandroana
- ranontsavony
- rano avy @ vhv
- rano avy @ lhl
- ranomanitra

Ranon'apango no fisotroko isan'andro, TSIN-TSIN @ Noue ah!
22. Papoose ( 28/12/2008 00:58)
adino ny ranom-bary :-P
23. kotobekibo ( 28/12/2008 13:11)
Mbola ao koa ny rano-boaloboka , indrindra @ izao faran'ny taona izao . :-P
24. Koditra ( 28/12/2008 14:50)
Papoose - kotobekibo : Ekany :lol:
25. Papoose ( 28/12/2008 21:36)
edrey fa ny rarak'ivy kosa anie efa rano koa e!

dia fa inona ihany moa zany le ranompitiavana no niafarany? :D
26. kelly13 ( 29/12/2008 15:59)
lol, mba asio famitinana oe le tatara fa lava b d saika raikitory za
27. Papoose ( 29/12/2008 18:20)
hoe inona marina hono zany hoe ranompitiavana e! avy @ vary sa biby sa olona sa zvt hafa hono? :-D :-D
28. kotobekibo ( 29/12/2008 22:09)
=))
29. Mirananirina ( 30/12/2008 13:05)
:lol: :lol: :lol:
30. kelly13 ( 30/12/2008 13:46)
d inn ono le valiny? i colaps aza ni coplaps tsy hita tsony hanome ny valiny :lol:
31. Koditra ( 30/12/2008 17:47)
kelly13 : :-D :-D
32. Papoose ( 30/12/2008 21:54)
voky rano angambaa :-D :-D
33. kotobekibo ( 30/12/2008 22:26)
d nitsipaka v ? :-D :-D :-D
34. kelly13 ( 31/12/2008 11:48)
kenda ngamba na kofona tao
35. ainaheri ( 31/12/2008 14:20)
Mbola misy iany ve ilay ranon-javatra ee,itondra kopy na zinga manko aho ra mbola misy gotigotiny any :P :D
36. Papoose ( 31/12/2008 18:13)
kopy sy zinga zany mandanyazy eo @ farabodiny fotsiny fa tsy aleo tuba no entina!!!! :-P

keliterezy sy kotobebol, possible mety nitsako hana fa tsy ampy rano :-D
37. ainaheri ( 02/01/2009 05:44)
papoose>> F'aona no any @ faravodiny? Ngah d tena manahirana mitsy zany rano zany no vodikopy aza tsy fenony? lol
38. Mirananirina ( 02/01/2009 14:35)
colaps aiza ianao,sa efa voky rano
39. kelly13 ( 02/01/2009 15:26)
papoose>ka mety nanadino nametraka solonify d maika lôtra hitelina d any zany lollll
40. Papoose ( 02/01/2009 15:59)
:-D ko tsy haiko aloha raha mahafeno zinga zany ranonjavatra voalaza etsy ambony zany eeee!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104