ahoana no ataoko mba hatafita ahy????????????

1. colaps ( 08/10/2008 13:44)
za mbola mianatra no nahita asa ,nataoko ny asa nefa tsy najanoko koa ny fianarako .A@zao tena sahirana aho mieritreritra ny ho aviko satria lay tanjona mba niriako hatrizay tsy hoazoko .Mety amko tsara ny asako nefa mbola mikendry ambombony ,tstratra nefa zany raha tstohizina ny fianarana .Dia ahoana???
2. Noue ( 08/10/2008 14:04)
colaps:

za mbola mianatra no nahita asa ,nataoko ny asa nefa tsy najanoko koa ny fianarako .A@zao tena sahirana aho mieritreritra ny ho aviko satria lay tanjona mba niriako hatrizay tsy hoazoko .Mety amko tsara ny asako nefa mbola mikendry ambombony ,tstratra nefa zany raha tstohizina ny fianarana .Dia ahoana???
firifiry moa ny olona sady miasa no mbola manohy ny fianarany??? dia raha azonao atao dia ataovy izy 2 ko!



3. anjaro ( 08/10/2008 14:25)
Tsisy tsara ohatra ny mianatra, nefa refa vita ny fianarana vao hitady asa sa?
Tena resy lahatra ve ianao @ tanjona kendrenao? (Misy olona izay ohatra efa nahavita 4 année Médecine vao niala fa tsy any ny tokony hisy azy)
Tsara koa ra sady miasa no mianatra, ilaina ny expérience...
Amiko, raha ohatra indray anefa ka asa mampivelatra ahafahanao misondrotra hatrany lay izy dia tena tsara!
Arakaraka ny cas sy ny antsipirihany ihany io fa lanjalanjao tsara é!
Mahereza é!
4. karinah ( 08/10/2008 17:22)
Rehefa tsy tratranao ny manao anazy roa de ajanony le asa aloha! sady manahirana ny sainao mihints izany ny tsy hatratra ny tanjona tinao tratrarina, donc ajanony le asa de ny fianarana aloha tohizana tsara e!! tsy arakao tsinona izany koh.
5. rurale ( 17/10/2008 12:00)
Raha ny hevitro koa de mitovitovy @ rehetra oe sady mianatra no miasa, satria misy ange aza ny efa miasa mbola mitady oe aiza ary in indray ny fianarana mbola azo atao ra araka sy mety @ fandaharam-potoana! fa tena tombony ho anao izany raha hainao ny mandamina azy 2 miaraka.
6. kissie ( 29/10/2008 13:01)
Slu e! tena tsara ny sady mianatra no miasa. Matoa miasa de mila vola! ra efa naangona vola enao de ajanony kely ny asa de vitao aingana ny fenarana. Vô vita ny fenaranao de mitadiava @zay asa fa tonga enao de maita, na ko miverina tao @lay niasanao io iany, manao demande fa o raisiny ianao sastri efa manana expérience no manana diplôm! :lol: tong de mlay e!!tafa @zay toi de tsarovy zay e :/ :lol:
7. LEINAFATOU ( 09/12/2008 10:30)
Salut!
Tsy fantatro na efa tara izao famaliako izao na tsia. Mianatra koa aho no sady miasa. Sarotra ary tena sarotra satria manana vie de famille tsy maintsy karakaraina (vady) koa. Amin'lay cas misy za, tohizako ihany izy roa miaraka, mianatra sady miasa satria te ho tafita ambony kokoa hatrany. Saingy anjaranao no mandamina ny fandaharam-potoananao @ izay ma metimety anano sy manaja ny condition rehetra mba hasalama anao hatrany (matory tsara, misakafo tsara, miala sasatra, mampiasa vatana. Ary farany mivavaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3181