Vidina ordi vaovao

1. havanan ( 10/09/2008 10:18)
Manahoana daholo,
Fa ohatrinona re zay mahalala ny vidina ordi e? De aiza no misy mivarotra eto tana. Ordi vaovao an fa tsy occasion akory. Misaotra o.
répondu par colaps le 05/01/2009 16:40
2. nilex ( 10/12/2008 10:08)
Miarahaba o
Aty aminay misy izay ilainao izany hoe ato amin'ny CLINIC INFO 67 ha ampitan'ny CECAM.Misy ny configuration ilainao rehetra ato ary ny prix koa azo hifampiresahana tsara .Misy garnatie 1ans .
3. colaps ( 05/01/2009 16:40)
slt daoly!
misy axessoir z ilaina v sa tonga dia ordi complet no amidn areo??????
AZO hifanrahana koa v n vidn (raha misy)???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1937