Tsy matahotra ve ianareo any e..........
![](https://avatar.serasera.org/3224933e84d9e05ed64a87932346b752.jpg)
1. havanan
(
19/03/2004 20:12)
Manahoana daholo.
Ianareo any Liban reo ve dia tsy matahotra amin'ny zavamisy ao akaikinareo ao? Izahay mahita ny zavamisy amin'ny TV aza matahotra be ery. Maninona raha mody aty gasikara?
Zay fa veloma.
Ianareo any Liban reo ve dia tsy matahotra amin'ny zavamisy ao akaikinareo ao? Izahay mahita ny zavamisy amin'ny TV aza matahotra be ery. Maninona raha mody aty gasikara?
Zay fa veloma.
novalian'i fijo ny 28/04/2004 22:34
![](https://avatar.serasera.org/c7bd9e96547471faeff7a8016c71eeb9.jpg)
2. kitjo
(
19/03/2004 17:37)
arakaarka ny atao io r ise,metyho marina zay fa raha isak izay misy zvt d hody dol koa to ahafahafa iany,arakaraka ilay toe-javatra e
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 20/03/2004 05:37
![](https://avatar.serasera.org/c7bd9e96547471faeff7a8016c71eeb9.jpg)
4. kitjo
(
21/03/2004 09:24)
zay manko,
tsy oe ze any States d nody dol t@ 12septembre (apres 11 sept)
tsy oe ze any States d nody dol t@ 12septembre (apres 11 sept)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 21/03/2004 21:24
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
6. xxx
(
22/03/2004 12:56)
K'inona moa no tokony hodiana sa tokony hifindra trano koa ny eny Ambodinisotry noho ny mpanendaka isan'andro, sa tokony hifindra aty tana ny avy any Fenoarivobe noho ny malaso tsy mihato. Izay hinanana io ry se an. Na aty na any samy maty ihany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 22/03/2004 12:56
![](https://avatar.serasera.org/c7bd9e96547471faeff7a8016c71eeb9.jpg)
7. kitjo
(
22/03/2004 14:21)
zay manko
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 22/03/2004 14:21
![](https://avatar.serasera.org/a8b98026cb7595de301f11ec8460745f.jpg)
13. beko
(
26/04/2004 20:35)
ao Tsaralalana ange ianao dia ohatran ny any Liban e ! Donc personne n est à l abri .
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
14. xxx
(
27/04/2004 16:32)
Sady mitovy tsara ao Tsaralalana sy ny any satria fi-Libana daholo no atao eh