Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i 2689, milahatra araka ny daty
2689 ( 23/04/2004 08:45)
Maninona no mahomby ny MIDI sy GAZETIKO
[Hatsikana sy lalao] Inona no antony mahatonga ny Ny gazety Midi sy Gazetiko ho be mpividy indrindra kanefa na endrika na votoaty tsy mena mitaha aminy ireo gazety maro misy eto Madagasikara? Ny vidin... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:19
2689 ( 09/04/2004 13:17)
Tsy mety ny tsy fampandoavam-bola ny marary eny @ hopitaly
Tena tokony mandoa ny fitsaboana eny amin' ny hopitaly zato isan-jato ny marary tsaboina eny. Izao no mahatonga ahy hametraka izany : rehefa misy ny sensibilisation andanian' ny fanjakana vola tsy tok... tohiny
novalian'i kally ny 26/04/2004 20:13
2689 ( 08/04/2004 15:08)
Mishah - Ty hira ty
Andefaso tonon' io hono ao @ tononkira fa be mpitady...... tohiny
novalian'i Corail ny 21/01/2019 19:36
2689 ( 23/03/2004 13:29)
Ovao phpBB ny forum
Ary ity forum ity ve asa-tànan' i Hery manokana sa source notefena? Mba misy zavatra manome endrika an' itony forum itony nefa tsy hita ato toy ny avatar manokana, sonia, ny site webn' ny mpikambana.... tohiny
novalian'i xxx ny 25/10/2004 06:46
2689 ( 12/03/2004 16:04)
Le poulet traverse la route
[Hatsikana sy Lalao] Ialan-tsiny ny teny baiko, niniana tsy nadika fa manjary miova ny hevitra, dia mba ampio izay tokony ho fihevitry ny olo-malaza Malagasy momba ny lohahevitra. Ialan-tsiny koa raha... tohiny
2689 ( 09/03/2004 16:50)
Voasambotra ny depioten' Ikalamavony
Vaovao tamin' ny gazety androany 9 martsa : Nisy namono ny manamboninahitra lehibe iray tao amin' ny zandarimaria! Mpanao vola sandoka no tompo-marika tamin' izany ary voasambotra ny vitsivitsy tamin'... tohiny
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 19:23
2689 ( 02/02/2004 20:47)
Manana ny rariny ve ny SECES amin' ny fitakiany?
Miara-manaiky ny ankabeazan' ny olona fa ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena sy ny fikarohana ara-tsiantifika ankehitriny dia olon' ny serasera ary azo ifandinihana tsara. Ny SECES kosa raha mitaky ny... tohiny
novalian'i booboo ny 24/05/2004 12:17
2689 ( 24/01/2004 10:06)
bandana sy ny fivavahana silamo.
Mihetsiketsika ny silamo any Frantsa noho ny fanapahan-kevitra noraisin' ny Governemanta mandrara ny fitafiana maneho ny finoana. Manahirana ihany ny resaka finoana, indrindra hiresaka finoana izay t... tohiny
novalian'i peluche ny 01/03/2004 14:24
2689 ( 07/01/2004 16:28)
Film orera hozy Pov
Tato ihany no nalaiko tahaka! De tohizo tsikelikely rehefa azo ny fitsipi-dalao. >>> Tsara izany andro izany ...... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 13:23
2689 ( 05/01/2004 16:41)
finday.serasera.org
Malaza indray izao ny screensaver sy ringtones aty @ sehatra rehetra! Ny malagasy dia tsy mbola misy manao an'io raharaha io afa-ts'i http://www.madacom.com, kanefa tsy mahafa-po loatra! (Tsy misy Si... tohiny
novalian'i 2689 ny 01/02/2004 12:30
2689 ( 03/01/2004 13:28)
namana mpamitaka
Misy namana @ serasera eto namitaka. Tsy holazaiko aloha izy fa aleo hahatsapa tena. Lazainy @ mombamomba azy fa vehivavy izy, dé ny solonanarany rehefa avadika dia anaran-jazavavy! Hay kay ile... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:52
2689 ( 11/12/2003 09:07)
www.fuckmicrosoft.com
Mandefa hatsikana mamely ny Windows sy Microsoft : Atomboko : Niresaka hono ireto solosaina roa miasa ao anaty tambazotra Unix : Fantatr'ialahy ve lehitia fa raha vakiana miverina (avy any aorian... tohiny
novalian'i 2689 ny 09/03/2004 17:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.012