finday.serasera.org

1. 2689 ( 05/01/2004 16:41)
Malaza indray izao ny screensaver sy ringtones aty @ sehatra rehetra!
Ny malagasy dia tsy mbola misy manao an'io raharaha io afa-ts'i http://www.madacom.com, kanefa tsy mahafa-po loatra! (Tsy misy Siemens ao nefa ny findaiko rehetra Siemens daholo).

Koa raha misy azo ifanampiana, irinay ny mba hoe i serasera.org no manomboka miditra amin'io sehatra io voalohany amin' ny fomba matihanina sy maha-mpinamana. (pro & friendship).

Asa be kanefa mety ho vita raha ifanakonana.

Carry on :) ing, and the world will :) with you.
novalian'i 2689 ny 01/02/2004 12:30
2. kinoux ( 05/01/2004 19:30)
marina mihintsy izany fa ny ahy koa ny findaiko siemes A50.koa raha misy fika dia mba omeo e!
3. mimi1 ( 05/01/2004 13:53)
Ary nareo v kay mba mahita gratos @ internet fa ny anĂ  motorola C350.Mba lazao aho raha misy mahita
4. 2689 ( 01/02/2004 12:30)
kinoux > www.phonatic.net/freeringtones/siemens/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2151