Mishah - Ty hira ty

1. 2689 ( 08/04/2004 15:08)
Andefaso tonon' io hono ao @ tononkira fa be mpitady...
novalian'i Corail ny 21/01/2019 19:36
2. donemaskit ( 11/04/2004 16:18)
ohatra ny aôna kay io hira io ?
3. jhouhlambout ( 11/04/2004 20:00)
za kou mba te halala
4. ikaretsaka ( 11/04/2004 20:43)
avohay radio gasy e
5. ira ( 23/04/2004 10:01)
tsara b le izy ka na ny tonony na ny feony fa za koa aloha tsy mahay e! fa mba omeo tokoa e!
6. ari.malala ( 23/04/2004 13:52)
Ty hira ity raha vao hiraiko dia ianao no tadidiko an'i Lalatiana v? Ohatran'ny tsy mazava le hira angatahinao, na tonga d mandehana ao @ tononkira d ao tadiavina ê!
7. ira ( 26/04/2004 10:07)
efa hoe Mishah no mihira azy ko mbola Lalatina ihany.
8. ari.malala ( 26/04/2004 10:37)
ê! aza masika ohatran'io fa tsy mety! ny tsy fahafantarako no anontaniako ary tsy ianao no tompon'ny sujet!
9. ira ( 27/04/2004 04:16)
Za nga masiaka e! mba miteny fotsiny aho fa tsy hoe akory,sady marina fa tsy ahy ny sujet fa mba te hanana ny tononkira koa aho.Aza mora lagy e!
10. Calinbrandon ( 18/03/2011 15:28)
Hamafisiko etoana fa i Mishah no mihira ilay hoe " ty hira ity ". Io hira io dia hiran'i Michel Sardou mitondra ny lohateny hoe " Cette chanson-là " ary nadika amin'ny fiteny malagasy.
11. Calinbrandon ( 18/03/2011 15:30)
Hamafisiko etoana fa i Mishah no mihira ilay hoe " ty hira ity ". Io hira io dia hiran'i Michel Sardou mitondra ny lohateny hoe " Cette chanson-là " ary nadika amin'ny fiteny malagasy.
12. Corail ( 21/01/2019 19:36)
Miarahaba tompoko , izaho dia manana an'io tononkira io fa ny tena antony hanoratako eto dia tena mitady mafy ny clip n'io hira io mitsy a , ka raha mba misy manana ianareo dia mba aefaso amiko azafady eeeeee :( , misaotra tompko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1354