namana mpamitaka

1. 2689 ( 03/01/2004 13:28)
Misy namana @ serasera eto namitaka. Tsy holazaiko aloha izy fa aleo hahatsapa tena.

Lazainy @ mombamomba azy fa vehivavy izy, dé ny solonanarany rehefa avadika dia anaran-jazavavy!

Hay kay ilehiry ity kay miresaka ato @ resa-dehilahy, toa lehilahy!

Ahoana no fomba hahafantarana ny tena marina @ filahiana na fivavian' ny namana e? Za nandefa hafatra tany @ nedala nanao firesaka hoatry ny miresaka @ joba, sao heveriny ho pelaka ary aho.

Carry on :) ing, and the world will :) with you.
novalian'i fijo ny 10/02/2004 10:52
2. ikaretsaka ( 03/01/2004 16:00)
telephonevana na asaina mandeha chat vocal misy webcam ... rehefa mifankazatra elaela... raha tsy sahy dia mamitak aizy izay!
3. mozart ( 03/01/2004 16:22)
zay le mahavoa ny namana sasany!maninona zao raha milaza ny marina?nga hisy hikôty an'la eo?ataonay inona koa kôfa!!!de rehefa tsisy mpikôty elàh de mody manao hoe sipa!!ssssssshhh!!!mozart zah!!
4. rniaina ( 04/01/2004 09:20)
mbo te ampiresaka anareo izy zay kou, na tsy mahay mampiresaka dia mba mody manao vevavy amin'izay mahita fomba fampiresahana
5. andrygti ( 04/01/2004 13:24)
O ry lerony ah ! so de tena bandy efa mivadika taranja kosa zany misangy scene trop zany ... mety kofa mitady kofa hi hi hi mailo ihany !!!
6. mozart ( 04/01/2004 14:40)
za
aloh efa mailo foana e!!!
sady jôba bobaka be eran'ny tanàna io ve de kôfa no halaiko eto eo @ namana? sa ahoana ra'fijo
7. ikaretsaka ( 04/01/2004 17:17)
charmevan Fijo eo ialahy ry Mozart an!
8. donemaskit ( 04/01/2004 17:23)
Mikôty bandy nga raFijo?!
9. xxx ( 04/01/2004 19:05)
zao nga vao fantatry donemaskit izany kozy zany
10. donemaskit ( 04/01/2004 19:52)
za leisy vao haingana no niditra tato!
... iny ndray no tsy hitako!!
11. ikaretsaka ( 05/01/2004 10:40)
torahan Fijo @ boules de petanque eo daholo fa aleo alamina izany kozy izany le
12. ikaretsaka ( 05/01/2004 10:41)
torahan Fijo @ boules de petanque eo daholo fa aleo alamina izany kozy izany le
13. xxx ( 05/01/2004 19:47)
Hay i fijo koa mpilalao boules malaza.Tena manan-talenta iny akama iny ka.
14. rinakely1 ( 05/01/2004 20:41)
tonga ranga d teneno eto ny anarany an!
15. moi ( 05/01/2004 12:16)
Resaka mitovy amin'ny forum Fitiavana "inn no tanjona eto" ity.
Fa sao dia tsy mety ilay manonona ps eto, fa handefaso hafatra manokana fotsiny izay te hahalala hoe iza no efa voamarina fa mpamitaka ...
16. xxx ( 05/01/2004 15:36)
samia daolo azany mampiseho ny filahiany sy ny fivaviany é! de voavaha ny olana....
17. xxx ( 05/01/2004 18:02)
manin raha asiana exe ity e! oe m ou f
18. isrine ( 05/01/2004 18:30)
lany andro eo nareo. Izany anie no maha-adala ny gasy e, manaraka ny ataon'ny vazaha fotsiny. Ny antsika eto @ namana mba noheveriko fa hafa noho ny site rehetra, kay ka pire noho izany.
Tsy misy azo antenaina eto e. Za mahalala olona mpandrebireby eto, ary aleoko mialaa angamba rehefa kely2 eo.
19. fijo ( 06/01/2004 10:05)
aza mora kivy izany e,vitsy angamba no manao izany eto.dia andefaso hafatra ny namana rehetra mpandray anjara eto,dia lazao hoe iza no manao an'izany dia hialana pa izy rehefa miditra eto.ilay manebaka mivantana eto aloha tsy tsara.
iza daholo ireo mitady toraka kanety be ireo?
20. ikaretsaka ( 06/01/2004 19:49)
reo zaza maditra 1 trano ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6498