namana mpamitaka

21. rniaina ( 06/01/2004 12:04)
bandy tsy mazaka sipa reny manao vevavy eto reny e!
22. rinakely1 ( 06/01/2004 13:34)
tsy mahazaka serasera angambany e!
23. xxx ( 06/01/2004 14:45)
ay ahoana indray raha sipa mody misandoka bandy? efa nisy tratra ve?
24. fijo ( 07/01/2004 09:14)
misy koa izany ka.fa dia analao koa e.
25. ikaretsaka ( 07/01/2004 14:07)
hihi efa tratra angah ra fijo le
26. fijo ( 08/01/2004 09:39)
misy ato,fa izaho moa tsy mora miakatra,ka dia nanalako fotsiny.
27. tia_ery ( 08/01/2004 18:53)
nareo ve adala eh !!! sao de tsy fantatrareo aza fa VIRTUEL ny eto.

Tairo ndray hanao an'irony detecteur de mensonge ireny isika de ho hita eo raha tena milaza ny marina ny tsirairay.

Sôtra eh !!!
28. fijo ( 08/01/2004 18:51)
misy mandefa sary ato ry tia ery a.izany hoe mba misy hita ny hiresahana.
29. ikaretsaka ( 08/01/2004 18:53)
na virtuel n atsy virtuel tsy mety kosa e
30. fijo ( 13/01/2004 10:42)
ny an'i lery,efa zavatra hafa ko
31. ikaretsaka ( 16/01/2004 15:26)
sss Tia ery ve? Virtuel hatramin'ny fomba fisainany ve ny tian'i Fijo lazaina?
32. fijo ( 20/01/2004 10:28)
ie-
33. ikaretsaka ( 20/01/2004 14:42)
hafa indray iny
34. pitchou ( 20/01/2004 19:12)
inona aza ny problemanareo @ zany? izy aza no manana problema angamba kou! tsy fantany intsony izy na te-ho lahy na te-ho vavy! na iza no mahita, efa an-dalam-piovana sexe?
35. fijo ( 21/01/2004 10:07)
loza be.
36. xxx ( 08/02/2004 13:37)
mba manala azy kosa izy ko,
37. fijo ( 10/02/2004 10:52)
afaka izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.264