Fanandramana

1. xxx ( 22/03/2004 20:02)
Mba tonga mitsidika ny tranokala dia mijery hoe manakory ny fandehany.

Jerena raha afaka mamaky teniratsy izy ity lelena.

2. ngabesoola ( 22/03/2004 20:07)
Teti-panorona tsara anatsarana ny tranokala ny fampiasana ny javascript ahafahana mahalala raha misy tsy feno ny faritra natokana ho an'izany.

function jerena(ref)
{
hafatra = '' ;
mety = true ;
if (ref.andrana.value == '')
{
mety = false ;
hafatra += 'andrana' ;
}
if (!mety) alert(hafatra) ;
return mety ;
}





3. ngabesoola ( 22/03/2004 20:09)
Teti-panorona tsara anatsarana ny tranokala ny fampiasana ny javascript ahafahana mahalala raha misy tsy feno ny faritra natokana ho an'izany.

function jerena(ref)
{
hafatra = '' ;
mety = true ;
if (ref.andrana.value == '')
{
mety = false ;
hafatra += 'andrana' ;
}
if (!mety) alert(hafatra) ;
return mety ;
}





4. 2689 ( 23/03/2004 13:19)
ou ou ou
5. admin ( 24/03/2004 09:48)
Fantatra angé ny olona na dé xxxxx aza e.
Fantatry ny admin rehetra hoe iza io :)

Fa izany hoe izy mou mahalala ny tenany ihany.
6. ngama ( 26/03/2004 13:37)
raha fantatra de ahoana? Avela hanohy ihany ve?
7. ikaretsaka ( 27/03/2004 13:58)
aleo izy no ho tonga saina
8. ikaretsaka ( 27/03/2004 13:58)
aleo izy no ho tonga saina
9. kitjo ( 27/03/2004 14:39)
mahalala menatra
10. ikaretsaka ( 28/03/2004 11:17)
toa nahatsapa tena
11. admin ( 28/03/2004 11:34)
mbola tsy niditra tato izy taorian'io nametrahany hafatra io ka aleo aloha izy ho tafiditra hijery ny zavatra nataony.
12. ikaretsaka ( 28/03/2004 12:05)
merci hery
13. kitjo ( 28/03/2004 17:19)
tttssss
sao d le nanao fanambarana tsy marim-pototra t@ gazety ko ary io,lolll
14. ngabesoola ( 01/07/2004 12:44)
Fanandramana,

afaka manao moderateur automatique manala teny ratsy ny PHP amin'ny alalan'ny REGEX -

Amidiko 1 000 000 mgf raha misy mitady.

Be kianina be ity takelaka ity, fa indrindra indrindra raha ohatra ka manao fanandramana ilay olona dia tonga dia maivava daholo ny olona rehetra ka mahatsiravina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2122