Samy bandy

1. surf ( 20/03/2004 12:01)
Hono ho a! tsisy bandy mitovy feeling mihintsy angaha ato @ty site ty e? Tena desespéré mihitsy aho ...
2. hendry ( 20/03/2004 12:58)
Fa inona ny olana?
3. dify ( 20/03/2004 15:42)
salut
manorata ahy
4. kitjo ( 20/03/2004 16:00)
ansooo
ka enao mitsy no mety diso feeling sa?
5. joda ( 20/03/2004 16:19)
sao dia mba p...ary leio ...asa aloha mba eritreridratsy ny ahy..
6. revyhafa ( 21/03/2004 17:31)
Sao de mitovy ary ny feeling .. antsika, ry dify !!!
7. ikaretsaka ( 22/03/2004 20:05)
tsssss
8. kitjo ( 22/03/2004 13:30)
eny oa,k le feelingn zareo mitsy ange no nivilana e
9. ralipo ( 22/03/2004 15:26)
Arosoy ny "feeling" nao de ho hita eo, za aloha mahita fa olona malala-tsaina daholo ny bandy ato sady tsy miolakolana e? Eny e na ny sipa koa aza!
10. akasha ( 22/03/2004 18:11)
za mahalala olona mitovy feelin' aminao manorata aty amiko de omeko anao ny momba azy fa ny mahagaga ahy mignon doly ao no ohatra anareo e !!!!
11. angie ( 22/03/2004 10:29)
aza misosoka alahelo intsony Surf a. Vodin-tsobika aza mana-tandrify maika lehilahy ... rehefa tsisy gasy maka vaza è ireny ange toa tia gasy hono e. Misy namako any France pelaka dia miaraka ò vazà efa ho 5 ans. Ny mampalahelo dia tsy mihaona @ olona hafa intsiny izy fa lasa misy complexe.
12. angie ( 22/03/2004 10:35)
hadinoko, tsy misy olana ilay feeling satria tokony ny maha olona no jerena fa tsy ny orientation. ka tsy tokony ho tsaraina na hankahalana ny olona toy izany. Azo atao hoe aretina ihany koa io ary ny olona rehetra dia misy kely attrance @ olona mitovy aminy. Ohatra hoe rehefa misy sipa miteny hoe tsara koa iny sipa iny izany, tsy azony an-tsaina fa ao anatin'iny frasi iny efa misy zavatra kely....Ny fanajana no important e
13. lema ( 22/03/2004 12:56)
mandéhana any @ bois de boulogne raha any paris ndry fa any zady afaka mividy no afaka mivarotra.
14. rinakely1 ( 22/03/2004 13:42)
mividy innn sy mivarotra inn dray ry lema ny any??????????
15. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:59)
mandehana mankary ry rinakely dia jereo an
16. nananie ( 23/03/2004 11:16)
Sady betsaka zavatra azo jerena any an!
17. ralipo ( 23/03/2004 18:40)
misy serasera.org nga any sa ohatra ny etsy @ BOA ambanin'ny ROXY sy ambadiky ny Min Fin any Dago.
18. fijo ( 24/03/2004 10:57)
samia maka ny feeling e.tsotra izay.
19. ravatorano ( 24/03/2004 19:45)
samy kofa v de hidiran izany bois de bolonne zany ! aiza zany ra fijo ah ? Inn no tena zavatra betsaka jerena any nananie ah ? kofa samy kofa ve ?Mba meo soupapa fa tsisy fantatro ireo toerana ireo :D
raha ny eto Dago aloha dia eo amin ny buffet eo antaninarenina eo no misy andry pelaka samy kofa !
Aminareo ary ve ilaina izany sa ahoana satria ianareo no any andafy any izao miara monina aminm dry zareo vazà ireo ?
20. lema ( 24/03/2004 13:31)
samy manana ny fiainany io ry akama a!ataovy zay tianao atao rehafa tsy manelingelina ny manodidina énao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4001