Samy bandy

21. ikaretsaka ( 25/03/2004 09:53)
marina io
22. fijo ( 25/03/2004 11:53)
ravatorano>bois de boulobne dia toerana fandehanan'ny mpivarotena ao paris.na lahy io na vavy.
fa ny ahy dia io hevitr'i lema io.aza mifanelingelina dia samia miaina ny fiainany dia mifanaja.
23. nananie ( 25/03/2004 11:27)
Ravatorano/ ahitana ny rehetra any, azo hisafidianana tsara. hihihihi!
24. fijo ( 26/03/2004 20:30)
aza mampiditra olona amin'izany ry nananie a,tsss zaza maditra
25. nananie ( 26/03/2004 11:08)
kou ze tiany ihany io kou! Za miteny fotsiny !
26. kitjo ( 26/03/2004 17:42)
any v nananie no misafidy??

27. ikaretsaka ( 27/03/2004 12:13)
ay ay ay
28. kitjo ( 27/03/2004 15:47)
manaikitsa njay nga ny parasy ikaretsaka?
29. surf ( 27/03/2004 12:22)
Ka za anie tsy te hividy sady tsy te hivarotra e! Sady tsy vazaha fa gasy. Bandy sady bôgôsy no hendry (fidèle) no tena reveko. Sao dia mba misy ihany ato dé tsy mandeha lavitra e?
30. nananie ( 29/03/2004 18:32)
Misy ato ry surf raha toa ka mirevy relation virtuelle enao!hihihi!

Oadray kou ty Kitjo e! Tsy any zany za no mifidy. Sady za tsy mila mifidy zany. Tonga ho azy lery!hihihi!
31. fijo ( 30/03/2004 10:18)
hay.hm
32. nananie ( 30/03/2004 19:44)
Fa za tsy mivarotra an! Aru tsy manome an'zay tsy tiako!
33. petale ( 30/03/2004 20:55)
mety hoé marina ihany lé hoe mignon daolo ankabeazan'ny zazalahy toa ireny, fa ny tena marina dé izao: mahavita mikojakoja vatana izy ireo, hainy tsara ny mamoka ny look-ny
y a pas de mal à ca...ka de ohatry ny hoe bogany zany ry zareo.
moi personellement, j'encorage mon mec à prendre soin de lui...
tokony hilaozana ny fisainana taraiky hoé : ny vehivavy ihany no tokony hikojakoja vatana na tarehy izany...
aty izao efa betsaka ny produit cosmetique ho an'ny lehilahy..
samy tarehy samy hoditra izao ihany ko nahoana no tsy kojakojaina koa ny an'ny lehilahy é!
mazotoa e!









34. fijo ( 30/03/2004 22:42)
misaotra namporisika fa ny ahy avelako natoraly eo ihany ka.
35. sejianis ( 09/04/2004 11:49)
misy bandy mitovy feeling aminao ihany fa ny fomba napidiranao azy no tsy nety, dia tonga dia miala bala daholo ry zalahy
36. dify ( 09/04/2004 15:50)
de aona io ry surf a! ampiresao ao e!
37. fijo ( 13/04/2004 23:16)
mifanaraha ao ianareo e
38. jalco ( 31/05/2004 14:20)
amiko indray dia tsisy tokony anomezantsiny ny olona amin'ny gout ananany.KA IZAY HITA FA MAHASOA SY AHITANA FAHAFINARETANA NO ATAO RY ZAREO ZA MANOKANA DIA TSISY PB izany ary za koa mba mety anao izany tsy fantatro satria ny matetika hita dia ny mpanadala iny indrindra no lasa tafiditra
39. fijo ( 31/05/2004 23:07)
izay aloha no tena tokony ho izy e.samy malalaka amin'izay tiany.
40. sejianis ( 01/06/2004 09:57)
surf a fa enao ve tena mirevy an'ilay izy sa manadala fotsiny koe !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3514