Samy bandy
43. xxx
(
10/06/2004 13:42)
raha te-hitady bandy mitia bandy sy expérimenté dé jereo ny mombamomba an' i "dogymilay" (solon'anarana eto @ namana e)
dé anoraty izy fa izaho efa niaraka taminy fa tena milay tokoa
dé anoraty izy fa izaho efa niaraka taminy fa tena milay tokoa
44. sejianis
(
10/06/2004 17:55)
de iza ary no anaranao ry xxxx fa ianao mantsy toa sahy manonona anaran'olona kanefa tsy sahy manonona ny anaranao, sô de tsy mety?
45. fijo
(
10/06/2004 23:33)
sejianis>za nga moa misendaotra fa mba mampororisika anareo hiresaka mangina fotsiny e.
46. bryan
(
19/07/2004 11:49)
surf sy XXXXXX, mila miresaka aminareo aho fa mahafinaritra ahy ny fisainana hoe gasy nefa tonga dia sahy miseho amin'io zavatra io, tsy manakiana aho nefa tsy mampihatra ihany koa fa mahafinaritra ahy ny manana namana gay, toy ny izaho tany dago dia nanana namana maro gay aho , saingy fantatro fa sarotra be izany tany satria masiaka sy sarotiny loatra ny société gasy, tena mbola tabou mihitsy izany any ary tsy azo resahina akory indrindra amin'ny fianakaviana, fantatro fa tsy fidiny izany , tsy fidiny hoa anareo ny tondroan'ny olona molotra saingy tsy afa-manoatra ianareo, inty aho raiso ho namanareo, hiaraka hiresaka isika, ary afaka mihaona raha aty paris ianareo, dia afaka mifanakalo hevitra ary afaka mifanome tànana na hitady olona aza ianareo, mahalala vazà gay ihany aho, tsoriko anefa fa tsy mapihatra io fomba io aho izany hoe tsy miray amin'ny lehilahy aho nefa mety azo heritreretina ihany koa ny hanandramako azy rehefa tojo ny feeling tsara, hihihihihih sa ahoana????????boub.rija@caramail.com dia anoraty aho fa hiresaka isika