Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i joda, milahatra araka ny daty
joda ( 11/05/2006 08:10)
X gasy efa manomboka mahazo vahana!
Efa manomboka mahazo vahana ny X GASY @ izao fotoana izao asa sarotra ve ny fianana dia manitatra fidiram-bola ny tanora .Betaka angamba ny efa nahita ilay black and white iny tao koa i TANTELY tao ko... tohiny
novalian'i mamolava ny 02/06/2006 12:56
joda ( 10/05/2006 20:57)
Maro loatra ireo antoko pôlitika eto MADAGASIKARA!
1-Maro loatra ireo antoko politika eto MADAGASIKARA 170 eo ho eo ary tsy misy tara Samy manana ny heviny sy manan-kambàra Izay ratsy famindra aleo tsarain'ny tantara 2-Ka tsy mahagaga raha ho m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/05/2006 09:57
joda ( 06/05/2006 20:44)
STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha!
STRING mihoatra ny zipo na ny pataloha: fitotoana vary diavolana ve ka maka fanahy ny akoho? Eny rehetra eny dia maro ireo andriambavy lanitra asa na fanahy iniana na ahoana fa dia mandehandeha eny r... tohiny
novalian'i dimbi79 ny 29/06/2006 04:13
joda ( 06/05/2006 19:13)
AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY ....
AZA AFENINA NY MARINA TENENO ANAY Tsy misy izay tsy nahatadidy io hira io angamba an'i DA HOPP izy io tany @ taona 90 tany ho any. Ka mbà manaitra ny mpitondra ankehitrio e :FAHAMARINANA sy FAHAMAS... tohiny
joda ( 06/05/2006 10:31)
Piston,tsolotra ,écolage,pitika,.....atao inona ny BIANCO?
Tsy fitsikérana be fahatàny ry zareo a!fa ny zavatra hita dia varivariana ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso isika vahoaka @ ity resaka : piston ,tsolotra,écolage..maha lava molotra ity . I... tohiny
novalian'i heriman ny 03/07/2006 08:14
joda ( 28/12/2005 12:58)
toa misy marina ihany ny tenin'i francis turbo...
hoy izy hoe rehefa nadinika aho an dia nisy TS daholo ny filoha malagasy TSIRANANA RAMANANTSOA RATSIMANDRAVA RATSIRAKA avy eo koa ZAFY mbola RATSIRAHONANA koa no nanao ny affaire courante hatr... tohiny
novalian'i onjah ny 20/02/2006 20:34
joda ( 27/12/2005 11:40)
violence sur la place du 13 mai du 17 dec 05
hitanao @ site www.madanight.com mampalahelo !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:27
joda ( 24/12/2005 16:31)
sao mba misy manana ilay hira hoe ditra iny
hiran'i hery ex tarika njila izy io....misaotra mialoha raha mba misy manana ny dikan'iny hira iny... tohiny
joda ( 18/12/2005 14:21)
sopapa ho an'ny mpanohitra ....
raha tsy mbola eo ny mfm aza mankeny @ 13 mai araho ny tantara depuis 13 mai 72... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:47
joda ( 18/12/2005 08:20)
nandamoka tokoa ny mpanohitra teny @ 13 mai
mampiheritreritra ihany aloha ny zava-misy kanefa dia izay izany e ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 19:36
joda ( 03/12/2005 21:12)
hotesse ao @ air mad mahalasa saina
mba mahalasa saina kely ahy ihany ny momba ny sasantsasany @ ry zareo ireo fa dia misy ratsy an!!!sa hoe havan'ny deba ao dia lany mahagaga !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 22:26
joda ( 24/11/2005 12:04)
ho antsika zazavavy gasy maniry ny hanambady vahiny
nahalasa saina ahy ity article ity ka dia mba ampitaiko anareo andriambavy lanitra te hanambady vazaha http://www.sudouest.com/221105/reg_charente.asp?Article=221105a74153.xml eritrereto tsara a... tohiny
joda ( 09/11/2005 09:06)
ahoana ity violence erak'i Europe ity e
avy eo isika gaga fa mihamahazo laka ny racisme!!!!... tohiny
novalian'i mirana5 ny 15/01/2006 12:24
joda ( 04/08/2005 18:23)
marina ve fa maty ilay viviane mpanolotra vaovao tao @ ma-tv
vaovao henoko vao teo fa maty anikeheo maraina i viviane mpanolotra vaovao tao @ i ma-tv taloha iny raha eny inona no antony....misaotra... tohiny
novalian'i kally ny 10/08/2005 07:37
joda ( 03/08/2005 16:23)
hiverina hilalao @ équipe de France i Zidane....
mieritreritra aho hoe firifiry na mpanao fanatanjahantena sy mpanazatra nahay mpiray tanindrazana amintsika tsy mba voatambitamby toy andry i Zidane itony...ny antsika zara aza lasa vaovao marina az... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 21:00
joda ( 01/08/2005 12:15)
tsy tsikéra be fahatàny fa maso mahita e....
tsy izany fa momba ny présidentsika sy ny protocole e..mbola ho ela aiza ve rey olona efa ho 4 taona no teo @ fitondràna mbola manao tu ny président chirac..indraindray mandray olona ambony... tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2005 21:44
joda ( 28/07/2005 21:04)
mbola tsy mahavita an'izao kosa ny gasy e
sokafy ity site ity www.dancehallreggae.com dia miditra photo avy eo..dia mazotoa e!!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/08/2005 20:52
joda ( 27/07/2005 10:26)
manao ahoana tokoa ny commission bancaire raha mi retirer..
manao ahoana tokoa ny commission n'ny banky any amintsika raha maka vola par carte bancaire... tohiny
novalian'i zakony ny 20/09/2005 16:05
joda ( 27/07/2005 08:31)
ilaina ve ny mananan sipa maromaro vao manambady!!!
aminareo manokana ilaina ve ny manana sipa maromaro vao manambady !!!... tohiny
novalian'i palince ny 12/09/2005 07:49
joda ( 26/07/2005 09:21)
tafakatra 2475 ny 1 euros androany
tena mapalahelo mihintsy 600 fmg ny euros iray niàla tany ny tenanay izao efa avo 3 heny ...... tohiny
novalian'i joda ny 27/07/2005 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0136