ho antsika zazavavy gasy maniry ny hanambady vahiny

1. joda ( 24/11/2005 12:04)
nahalasa saina ahy ity article ity ka dia mba ampitaiko anareo andriambavy lanitra te hanambady vazaha http://www.sudouest.com/221105/reg_charente.asp?Article=221105a74153.xml

eritrereto tsara aloha!!!
2. Fanja1 ( 24/11/2005 13:51)
tsy vaza ihany mety ahavita an'io...
3. xxx ( 24/11/2005 16:26)
tsy ny vazaha ihany no mahavita an'io fa asa raha tsaroanareo ilay ramatoa notetean'ny vadiny t@antsy fisakafoanana iny dia nataony tao anaty chaque tany mada io an
4. lapino ( 24/11/2005 17:11)
Raha zavatra ôtr'zao kosa aloha no hi-condamner-na à mort an'izay meloka, dia mety ho rariny ihany kle!

Heverin'i lery ary ve hoe ohatra ny hena novidiany teny an-tsena ny sipakely, dia hotetehina!
5. Fanja1 ( 24/11/2005 17:37)
za mba miteny anareo ihany , fa raha vao manao vava tsy mendrika aminareo ny vadinareo na sipanareo, na mikasi-tanana indray mandeha fotsiny , dia tonga dia ialao,tsy objet akoury ka hiaritra @ izay tiny eo. Ary raha vao manaiki indray mandeha de jusqu'à la mort hanaovany anao.
6. Herimiafina ( 24/11/2005 17:44)
Zah zany otsan'ny te-hanambady vazah njay tampoka teo klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
7. Ragadona ( 24/11/2005 18:33)
Sao de mba masika loatra ianao ry Fanja ! Sady le olona nge refa tena mifankatia tsy mieritreritra an izany fisarahana zany ho vahaolana e, satry ary ho lavon olon tina ko. Tandremo koa anefa fa tsy ny lehilahy irery no fositra amin 'io fa ndraindray ny vehivavy mahay vava mi provoquer loatra ka loza hoan zay iavian ny fanafintohinana... tsy mitsikera aho fa mba milaza ny fiainam piaraha monina fotsiny a, ka aza atao ahatezitra anareo andriambavilanitra...
8. lapino ( 24/11/2005 19:48)
Ny kasi-tanana resaka hafa iny. Fa ny kasi-tanana totohondry sy daka kosa aloha na olona masika ohatra ny inona aza tsy ampilahariko amin'ny fampiasana antsy sy famaky k'le!

Amin'ny lafiny iray koa ange less ragadona, ny vehivavy efa par nature mihitsy no manana toetra mahasosotra e! Somary maivamaivan-doha kely izay!:wink: Ka ny lehilahy no mba mila mi-comprendre an'azy, dia tsy tokony ho mora sosotra satria normale le izy! Ny baiboly aza miteny an'izany.

Tsy manome rariny an'ilay mpamono mihitsy aho, fa hoe ho antsika normal izany.
9. hesham ( 24/11/2005 22:31)
:-D:-D:-Dlapino hihihihihi iano io mintsy zao dia atao ohatra @ lehilahy maivandoha kely .:-D:-D:-Dnareo lhl no tena manana toatra mahasosotra, mpandainga, mpampirafy ... nefa tsy mahazaka refa atao dia miafara @ famonoana .:-D:-D:-D:-D
10. hesham ( 24/11/2005 23:01)
:P:P:P
11. Fanja1 ( 25/11/2005 06:39)
iarahamitondra ny tokantrano ka tsy tokony isy hanao vava tafaotra na hanohana ny namany. Fiaraha miaina no atao ka tokony tsy hisy ny fandatsana sy ny fikasihantanana.Fahotisana sy fifanajana de milamina e...:-D
12. ari.malala ( 25/11/2005 12:50)
marina aky zany ry Fanja1!:)

lapino, maivandoha manin ndray moa izahay vehivavy??? aiza hoaiza ao anaty baiboly no misy anzany?
13. lapino ( 25/11/2005 14:58)
ari.malala
14. Samoana ( 25/11/2005 15:15)
Eto Lafrantsa dia vehivavy 1 isaky ny 4 andro eo ho eo no maty vokatry ny herisetra miseho an-tokantrano ( violence conjugale ). Statistika vao navaokan'ny gazety omaly mikasika ny taona 2003/2004 .
15. Herimiafina ( 25/11/2005 19:37)
Tandremo sao sendra an'i kakabemaso mpaka kitay any klé, hehehehe:-D:-D
Varimbariana eny lavitra ka tsy mahita an'i herimiafina ambany maso, hehehehe :-D:-D
16. Beinjy ( 26/11/2005 10:44)
Tena maivana mihitsy ny lohan'ny vv e ratsizany ve a kifika foana io voalo iofarany io miala ny an'ny LL ndray mazefatsa be de domelina fottsiny ,fa mandinika
17. hesham ( 27/11/2005 01:11)
jere zany tsy fahampian`ny sainao , anga ny volo tsy maintsy akifikifika e , raha ngita vola na bory volo zao dia tsy afaka manakifika volo akory .:-D:-D:-D
18. lapino ( 27/11/2005 03:23)
Mbola domelina hono ny azy e :D

Herimiafina:
Varimbariana eny lavitra ka tsy mahita an'i herimiafina ambany maso, hehehehe :-D:-D

Miafina eny ambany maso? Mahery elà :-D:-D
19. cutie ( 27/11/2005 04:36)
[quote]: lapino [ Valio ] 25-11-2005 18:58:25
Lohateny : Re : ho antsika zazavavy gasy maniry ny hanambady vahiny
ari.malala
20. lapino ( 27/11/2005 09:08)
cutie:
in mitsy no tsy aritrareo aminay vhv e :-D

An an an ka! =))
Sady na "...n-doha" ange tsy dia maninona loatra, fa ny tena loza raha "maivam-bo..." e! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3392