ho antsika zazavavy gasy maniry ny hanambady vahiny

21. cutie ( 27/11/2005 09:12)
ny an'i lapino efa tsy fitiavana tsotra zao :-D
22. lapino ( 27/11/2005 09:51)
Tsy fitiavana ahoana àry? N'enà ary ve vevavy no tiako ko(l)! De tiako daholo ny namana vehivavy rehetra, dia i cutie koa, dia i ari.malala koa, dia i hesham koa, dia i Fanja1 koa :wink::lol:8)8)
23. Samoana ( 28/11/2005 15:29)
Manao fitiavam-bitro lapino izany
24. lapino ( 28/11/2005 15:43)
fitiavam-bitro ahoana kle? :-D:-D:-D
25. ari.malala ( 01/12/2005 11:31)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dko fitiava namana ony ko :-D:-D:-D:-D
lapino, enao ko namako fôna fa ts matiko lolo le we maivandoha na zany ko :-D:-D:-D
26. lapino ( 01/12/2005 11:51)
ari.malala < ao fa tsy teneniko intsony àry fa sainiko fotsiny sisa e! :wink::-D:-D
De ao fa tsy ho sainiko intsony koa àry e! :wink:
27. hesham ( 01/12/2005 16:25)
Lapino ianao koa ange tiako namako fona ary za tsy miady na tezitsa fa mampiady hevitsa , fa ozy ari-malala ilay maivandoha no otran`ny tsy milamina kle hihihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*nji moa tiako fona fona oooo
28. lapino ( 01/12/2005 17:21)
Ntsonalé fa mahafatifaty kely daholo nareo e! Jereo ty hesham miam miam :-*:-* njy ko mo tiako fona fona ô! :oops:
29. naughtyboy ( 22/12/2005 13:57)
miankina @ lela ihany io e,ra tinany zany le tsonjo de ajainy tsy tsy mila ampitahorina rapport physique fa ra te adalainy de ekeo ny daroka na fampitahorana bobaka foana ne ny bandy mba milay e ny olona rehetra de mitovy ra ny hevitro no anontaniana ny sipa io na bandy de samy manana ny zavatsa tsy lanin'ny vavoniny ka raha tsy mitovy ny sarangan'ile fitia de elao mazava


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5613