toa misy marina ihany ny tenin'i francis turbo...

1. joda ( 28/12/2005 12:58)
hoy izy hoe rehefa nadinika aho an dia nisy TS daholo ny filoha malagasy
TSIRANANA
RAMANANTSOA
RATSIMANDRAVA
RATSIRAKA
avy eo koa ZAFY mbola
RATSIRAHONANA koa no nanao ny affaire courante hatramin'ny fifidianana
io indray fa RAVALOMANANA
ary katolika daholo ny TS
anjaranTSika no mieritreritra.....:-D:-D
novalian'i onjah ny 20/02/2006 20:34
2. ari.malala ( 29/12/2005 09:06)
ko nahoana iSylla tsusy TS?:-D:-D
3. xxx ( 30/12/2005 09:45)
test
4. moi ( 30/12/2005 10:01)
Za koa refa nandinika dia miafara amin'ny a daholo ny anaran'ny Filoha teto
5. fiaritiana ( 16/01/2006 13:42)
fa ny an i Zafy y
6. mirana5 ( 11/02/2006 18:30)
:roll::roll::roll::-w:-w:-w
7. Ralay ( 11/02/2006 19:27)
De manin anefa? Misy mahavita azy a partn'ireo ve ?...:lol: Mba milatsaha izay milaza fa mahavita e :-D
8. naritsimba ( 15/02/2006 08:48)
tsy ho ela fa nenĂ  nariTSimba hihihihihhi
9. pisopiso ( 15/02/2006 15:49)
TSy haiko TSony e!.....
10. xxx ( 18/02/2006 21:00)
Tsunami
11. onjah ( 20/02/2006 20:34)
Ary i Zafy ???

Hazavain'i Francis Turbo toy izao izy @ ilay hatsikana :

Ny Z dia vakiana TS toy ny @ Alema.

Raha tsy diso fitadidy aho an !

:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7145