ahoana ity violence erak'i Europe ity e
1. joda
(
09/11/2005 09:06)
avy eo isika gaga fa mihamahazo laka ny racisme!!!!
novalian'i mirana5 ny 15/01/2006 12:24
2. kally
(
09/11/2005 10:51)
Io fahadisoan'ny fitondrana Eropeanina e!miankavia be loatra: tsy misy fanasaziana fa fampitandremana dia samy manao izay saim-pantany.Tsy mba hentitra @ tsy fanarahan-dalàna ataon'ny sasany.
3. naughtyboy
(
09/11/2005 18:59)
Misy koo ane le fanararaotana avy @olona mba nomena fahefana tsy mahafehy ny fahefana omena azy ho an'ireo olona sasatsasany izay mba mitady ny hoavy masaka koko tsy afaka miheno lakolosy tokana e sarotra ihany le mitondra firenena zatra najanaka nefa tsy maintsy manome zo mitovy @ ireo mpanorimponenana ao
4. xxx
(
09/11/2005 20:47)
kally:k le olona tokony sazina aza modiny tsy fantatra satri ataorany.:-D immigrants hono eeee:-D, Africains hono eeee:-D, jamais misy miteny hoe silamo frantsay afa tsy ny amerikanina
Io fahadisoan'ny fitondrana Eropeanina e!miankavia be loatra: tsy misy fanasaziana fa fampitandremana dia samy manao izay saim-pantany.Tsy mba hentitra @ tsy fanarahan-dalàna ataon'ny sasany.
5. vale
(
09/11/2005 21:29)
hihihi! "liberté, égalité,fraternité" hihihi aiza anefa ny fampiharana an'izany? tsy misy setroka tsy misy afo izany fa ao raha!
7. LazaRandri
(
15/11/2005 06:37)
- Nous demandons un retrait des Fancais
+ Mais il n'y a pas de militaire Francais au Baghdad!
- Baghdad? Nous voulons un retrait (francais)
- de Paris!
+ Mais il n'y a pas de militaire Francais au Baghdad!
- Baghdad? Nous voulons un retrait (francais)
- de Paris!
17. LazaRandri
(
17/11/2005 01:07)
oadray ireto ianareo mampihomehy! (~ oay zany mba lohany) hahaha!