ahoana ity violence erak'i Europe ity e
22. Angie
(
18/11/2005 08:20)
za alou dia mahita fa i cutie sy herimiafina hatraty ka hatrary mifaraka foana e sady samy ki-:-D
tsara fa tohizo e. tena hita mihintsy hoe miakatra feeling :lol:
tsara fa tohizo e. tena hita mihintsy hoe miakatra feeling :lol:
24. LazaRandri
(
19/11/2005 00:28)
vaovao tselatra tokoa io ry Angie an!
=> miakatra feeling i Herimiafina...sy i Cutie? hahaha!
=> miakatra feeling i Herimiafina...sy i Cutie? hahaha!
26. Herimiafina
(
19/11/2005 05:26)
Ity ary zah fa hanarabody an'i cutie toy ny mahazatra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D.
Mafy ihany refa iray ora hiseraserana klé.
Mafy ihany refa iray ora hiseraserana klé.
28. Herimiafina
(
19/11/2005 05:37)
Inn mahamenatra anah amin'izany ry cutie, mba tiakoa za le manarabody anao kou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Tsy le tena manarabody loatra fa le misy mahatsikaritra otsan'izao, lol.
Tsy le tena manarabody loatra fa le misy mahatsikaritra otsan'izao, lol.
30. Herimiafina
(
19/11/2005 05:52)
De le mahita anao mihomehy otsan'izao koa anisan'ny hanarahako anao foana, hehehe:-D:-D
32. Herimiafina
(
19/11/2005 06:02)
Ie, de iny lol iny koa reveko be. Fa aleoko ihany aloha le mahita anao directa e, rovina njay mifanara-body tena izy fa tsy virtuel tsony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina
(
19/11/2005 06:10)
Ie, enao ngah mainatra zoma indray? Andraso ao amin'ny corridor ary zah de miaraka any amin'ny zoo njay e, hehehehe:-D:-D
36. Herimiafina
(
19/11/2005 06:16)
De aza adino le akanjonao tiko be iny an, de le doudoune kely iny fa mangatsiaka ny andro. hehehehe:-D:-D:-D:-D
38. Herimiafina
(
19/11/2005 06:21)
Ie, efa miakatra ny soratra, fa tokony haseho koa le fomba nanaovana azy an, otsan'ireny Jackie Chan ireny, hehehehe:-D:-D
40. Herimiafina
(
19/11/2005 06:33)
Ok, radem zany an. Tanjemo sao tratra mingitrika de zah injay no mahazo loza avy eo, hehehehe:-D:-D:-D:-D