ahoana ity violence erak'i Europe ity e

41. Angie ( 23/11/2005 08:16)
Asa raha nanao ahoana ilay vaovaon-tselatr'i Herimiafina sy cutie t@ ity week-end ity. Nifaraka direkta ve o? :-D

Miandry flash zany zahay na fijoroana vavolombelona t@ virtoaly lasa realy?

42. cutie ( 23/11/2005 19:36)
Aza mivoaka ny vala eo njy ry Angie a :-D
43. Herimiafina ( 23/11/2005 20:37)
Tena resintorimaso tamin'ny virtoaly ra-herimiafina de ni-raty fenarana sy rendez-vous tena izy marina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
44. fijo ( 23/11/2005 21:52)
bedy i angie sa tratra i cutie?????
45. cutie ( 24/11/2005 04:05)
fijo i Angie sao ho bedin'i hery :-D
46. fijo ( 24/11/2005 23:04)
ahannn?ngah misy an'izany koa vaovao tselatra???
ary ahitana vaovao ato izany an
47. cutie ( 25/11/2005 03:02)
i fijo koa tjrs tara foana :-D
48. fijo ( 25/11/2005 05:45)
raha ndry kosa ve tsy ahatara??hi hi hi
49. Herimiafina ( 25/11/2005 19:40)
Fijo sy cutie njay no vaovao tselatra ato klé, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
50. cutie ( 26/11/2005 04:53)
ka herimiafina tara koa ka-D
51. fijo ( 26/11/2005 05:25)
vaovao tselatra farany,ny fahataran'ny namana hery.hi hihi,i cutie mihintsy no fositra mahatonga izao fahatarana rehetra izao.
52. cutie ( 26/11/2005 06:03)
zay njay ve no diso e :-D
53. Herimiafina ( 26/11/2005 06:38)
Tara volontera kanefa zah teo klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
54. cutie ( 26/11/2005 06:42)
marina zany , sady toi koa efa kamolahy rahateo :-D
55. Herimiafina ( 26/11/2005 06:48)
Ie, anisan'ny toetra mba tsara aty amiko io kamolahy be io, hehehehe:-D:-D:-D:-D
56. fijo ( 29/11/2005 22:55)
ka ndry ry cutie no sipa irery eto,dia tara aby ny bandy ko
57. mirana5 ( 15/01/2006 12:24)
joda:

avy eo isika gaga fa mihamahazo laka ny racisme!!!!


AZAFADY FA TSY ERAN NY EUPOPA IHANY NY VIOLENCE FA ERAN TANY NA NY EO AN TOKOTANINAO AZA, JEREO NY EO AM BARAVARANAO DIA MIAIKY NY FAHAMARINAN:roll::?::?: IZANY IANAO MAZOTOA!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1294