marina ve fa maty ilay viviane mpanolotra vaovao tao @ ma-tv

1. joda ( 04/08/2005 18:23)
vaovao henoko vao teo fa maty anikeheo maraina i viviane mpanolotra vaovao tao @ i ma-tv taloha iny raha eny inona no antony....misaotra
novalian'i kally ny 10/08/2005 07:37
2. nanourand ( 04/08/2005 23:12)
jereo ao @ takelaka matv :°)
3. bimanoa ( 05/08/2005 09:27)
ie, maty izy, 29 ans,tena ao anatin' ny fahatanorany mihitsy ! toa hoe nifamaly tamin' ny anadahiny izy dia niakatra natory dia tany dia tsy nifoha intsony !
4. chipie1 ( 05/08/2005 10:05)
oupas !:cry:
5. fafa ( 05/08/2005 12:00)
Toa hoe adala ny anadahiny zany ka nisy fifamaliana teo @ zareo: toa voadaroka izy de asa na izay no nitarika ny fahafatesany fa tsy oe maty teo izy fa mbola natory de tsy nifoha intsony avy eo
6. Lov ( 05/08/2005 12:28)
Eeeeeeee !:cry: eny tokoa maty izy !
7. fasaly ( 05/08/2005 16:52)
mamangy fahoriana ao amy MATV zany e!
sy ny mpakafy rehetra...
8. cocorie ( 09/08/2005 14:51)
Nampalahelo zareo fa vivi no mba anisan'ny andrin'ny fianakaviana satria zareo efa kamboty Dada, ilay anadahiny koa aza mba mampalahelo; tena lasa tsy normal nefa ol salama saina,vatanaizao fa vao tonga avy nanao stage tany Maurice izy de otsan'ny lasa tsy de norme! Asa loatra re samy velom-panontaniana ny rehetra fa de nisy inon tany no nivadika toy izao ity anadahiny. Mirary fampiononana ny fianakaviana
9. kally ( 10/08/2005 07:37)
Izany no tena hoe mangidy,mampalahelo be ny mieritreritra ny reniny.Sady zanany tena ao anatin'ny fivelarany tsara iny.Mirary herin-tsaina sy fiononana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2346