X gasy efa manomboka mahazo vahana!

1. joda ( 11/05/2006 08:10)
Efa manomboka mahazo vahana ny X GASY @ izao fotoana izao asa sarotra ve ny fianana dia manitatra fidiram-bola ny tanora .Betaka angamba ny efa nahita ilay black and white iny tao koa i TANTELY tao koa ilay DG n'ny FERT ...efa misy maromaro koa izao mivoaka VCD eny rehetra eny .Misy article moa ity manaporofo an'izany rehetra izany ka dia anjaratsika no misaina sy mieritreritra e sa izao tokoa no hoe mondialisation nefa tsy fahendrena gasy ilay izy aloha raha ny fijeriko manokana e...
http://www.madanight.com/viewarticle_413.htm
novalian'i mamolava ny 02/06/2006 12:56
2. hery ( 11/05/2006 08:38)
Fa sarotra koa ve ny fiainan'ireny mpanao porno rehetra aty andafy ireny? Toa misy manankarena be amin'izy ireny.

Aza afangaro wah ny resaka bizna sy resaka politika. Izaho tsy miteny hoe tsara ireny... saingy mety tsy hoe vokatry ny fiainana sarotra sns...

Momba ilay hoe tsy fahendrena gasy, be dia be ny tsy fahendrena gasy... (Ny mipataloha sy manao zipo fotsiny dia tsy ao anatiny :-)) fa tsy fahendrena malagasy koa ny manenjika sy mitsikera ny olona be fahatany.

Ny tena fahendrena malagasy dia mijery hoe inona no olan'ireny namana ireny dia manampy azy.
3. Mifenty ( 11/05/2006 08:38)


aiza no aitana anle film ry joda a

teneno oe aiza fa mahalina zany
4. Fiffi ( 11/05/2006 09:42)
hery:

fa tsy fahendrena malagasy koa ny manenjika sy mitsikera ny olona be fahatany.
Ny tena fahendrena malagasy dia mijery hoe inona no olan'ireny namana ireny dia manampy azy.
=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^


5. zandikely ( 11/05/2006 09:56)
Fiheverako azy aminy saina tsy miangatra, mety misy mano izany noho ny fianana sarotra, misy koa noho ny safidy. Amiko tsy misy olana mihitsy gasy manao an'izany tahaka ny olona rehetra ihany io. Tsy voatery manana olana izany ihany koa izay manao an'io aloha e.

Mifenty: Tena liana be, aleo amin'izay ve mba gasy indray jerena. Hanao Abonnement antsika.
6. ari.malala ( 11/05/2006 11:14)
ny tsy azoko de we manin le izy no avoaka ho hitan'ny publik, natao analana baraka anle ol v sa in no tanjona? raha zavatra prive io no tik tenenina!
7. tsanga ( 11/05/2006 11:24)
Efa nety taloha nge izany de nisy fa zao vao ankalazaina e Ohatran'ny fanolanana zaza tsy ampy taona zao vao henjehina fa teo aloha nafenina fa mahamenatra ny fianakaviana
8. sylvain ( 11/05/2006 11:28)
Marina ihany aloha ny voalazan\'i zandikely hoe misy manao an\'izany noho ny fiainana sarotra sy ny safidy fotsiny te hanao an\'ilay film,amiko aloha d ny gasy dia anisany tia sexe,raha @ maneran-tany angamba d mety manana toerana alohaloha ihany ny gasy fa saingy mbola tsy sahy mampiseho ampahabe-maso ny amin\'izany,fa efa manomboka mihasahy zany isika amin\'izao,atsy ho atsy aloha zany d mino aho fa d betsaka ny hanao fitadiavam-bola eo amin\'io sehatra io,d mirary hahita fahafinaretana sy vola b ho an\'izay sahy aloha.Fa d ataovy betsaka ny pirate ry zalahy mba hijerevanay a!
9. victime101 ( 11/05/2006 11:42)
Ny ahy indray ny fahitàko azy dia mbola tsy zakan'ny fiaraha-monina gasy ny filalaovana sary porno!mbola mahamenatra ,lazaiko aminareo fa aiza izao i tantely?naleony nandeha any ivelany satria tena afa-baràka izy.
Jereo anefa i ALLY MC TIANA any ivelany maninona izy izao sady milalao x izy no milalao film tsotra BANLIEU 13 asa izay efa nisy nahita.
10. Fiffi ( 11/05/2006 14:31)
Tsy hitako koa izay olana @ zany an! raha eran-tany zao ve no handeha hitsikera ny film x , ho inona no hiafaran'ny bizna ? asa daholo anie ireny eh! io ary no safidiny ka inona no azo hatao ?
11. FABIOJAX ( 11/05/2006 15:23)
Raha ny amiko manokana aloha @\\\'ty fandehanjavatra ity
d mba manan-kolazaina kely:
1.Afaka manao zay tiany hatao ny tsirairay,asehoy mintsy hijerena azy tsara fa efa leo mijery an\\\'ireto vazaha reto zahay,saingy mba ataovy gasy ranoray re!
2.Ataovy tsara ny film any @ trano fanaovana azy fa rehefa mandeha eny @ be sy ny maro kosa mba afenina re ny fahaizana @ fitafy mamoa fady fa ho jamba ireo zazakely ireo.
3.Mba ampilazao ihany re zahay fa misy tsy mahita anie hono ny talentanareo e!!!d mazotoa.....


12. diamondra27 ( 11/05/2006 19:01)
tsy arako le izy

olona mampiseho slip ve de oe: manao x sa inona no tiana ambara?
13. vahatra22 ( 16/05/2006 12:23)
za lo tsy d'accord @ le izy e! tena mifanipaka @ fahendrena malagasy mintsy! sady mampiana-dratsy ny tanora! tokony sazina mafy mintsy ze mamokatra sy manaparitaka an'izy reny!:x:x:x
14. toovs ( 16/05/2006 13:32)
fa ahoana moa no tokony hosaziana izany. Ny fizarazarana azy fotsiny no tokony hasiana fetra e. de angalana hetra koa mba ho fidiram-bolan'ny fanjakana e.
fa ahoana no hoe mampiana-dratsy ny tanora. azo antoka ve fa tsy mahy n'in n'in ny tanora ra tsy mahita an'ireny.
tsy aleo ve raha misy zavatra mitranga de ezahina atao izay hahazoana hetra aminy hampatanjaka ny fihariana ao dago e.
15. arson ( 17/05/2006 11:58)
toovs:tena marina ne nao.Fa ny anampiko kely azy fotsiny angaha de ty hoe IZAY NO TIANY,otran'ny manao film tsotra ihany io e!tsy hitako raha otra ahy no anenjehina an'izany.Ny retra2 anie samy hanao toy ireny @ X ireny any e!raha tsy hoe ny masera sy mompera angaha.
ny amaranako azy fotsiny nga de zao: ny mety amiko mety tsy hety aminao na mifamadika ireo,satria ny zanak'olombelona samy manana saina noarin'Andriamanitra daholo.
16. mamolava ( 02/06/2006 12:56)
^^^^:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625