tafakatra 2475 ny 1 euros androany

1. joda ( 26/07/2005 09:21)
tena mapalahelo mihintsy 600 fmg ny euros iray niàla tany ny tenanay izao efa avo 3 heny ...
novalian'i joda ny 27/07/2005 08:30
2. sonwin ( 26/07/2005 09:41)
mampalahelo marina
3. xxx ( 26/07/2005 10:11)
aza manadainga kosa ehhhh, efa t@ 1997 anie no efa 1000fmg ny ff iray ehhh ary tadidio fa ny euro iray de eo @ 5 ff eo
4. joda ( 26/07/2005 10:38)
non 6000fmg fa adino ny 0 iray e....teny diso tsy mba kabary
5. lo ( 26/07/2005 12:01)
Mety we mampalahelo io fa normaly iany nefa. Ny antony d ho tapitra tsy ho ela ny detaxation, d manararaotra izany ireo mpanafatra entana mividy betsaka faramparany, d lasa betsaka ny fivoahan'ny vola vahiny noho ny fidirany, d midina wazy ny sandan'ny vola malagasy, zay le lalanan'ny tolotra sy ny tinady.
Io no anisan'ny fanapahankevitra tsy nahomby indrindra teo amin'ny fitantanana ny toekarena malagasy tao anatin'ny fitondran'i Ravalomanana. Tamin'io détaxation io natomboka no niantombohan'ny fitotonganan'ny sandambola malagasy 100%, ary niteraka le we "inflation importée", izay niteraka ny fiakaran'ny vidinjavatra rehetra teto amintsika tao anatin'ny 2 taona zay.
6. xxx ( 26/07/2005 13:52)
xxx > 1 euro = 6,55957 ff
7. sonwin ( 26/07/2005 15:11)
lo> mety hiakatra ve zany ny sandam-bola refa tapitra ny detaxation?
8. lo ( 27/07/2005 05:47)
sonwin > ie, mety hiakatra iany aloha e, fa izy tsy hiverina amin'ny taloha intsony, du moins tsy ao anatin'ny folo taona no ahatafaverina izany rah ho tafaverina.
Fa misy lafitsarany koa anie io raha mahay manararaotra isika e, satria lasa miampy ny compétitivité an'ny vokatra aondrantsika any ivelany, ambany kokoa ny vidiny miohatra amin'ny an'ny firenena hafa ambony ny sandambolany, fa saingy ny olana d tsika tsy tena we firenena mpanondrana b ahoana akory, ary matetika ny vola azo avy amin'ireny tsy miverina firy aty, fa na voatahiry en devises any am banky, na tonga d mody hividianana karazan'entana avy any ivelany d lasa tsy tafiditra amin'ny circuit normaln'ny Change, d lasa tsy misy fiantraikany amin'ny mety ampiakatra ny sandambola malagasy. D zay no mahatonga le we ela b vao mety ho tafaverina amin'ny sandany taloha le Ariary kely mampalahelo, rah ho tafaverina aza
9. joda ( 27/07/2005 08:30)
diso kely aho fa 6000fmg no niàla tany aho fa na izany aza dia 11 000 fmg ny semaine lasa izao lasa 13 000 mahery marina io teniko io 2 475 fmg ny fisondrotana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6053