manao ahoana tokoa ny commission bancaire raha mi retirer..

1. joda ( 27/07/2005 10:26)
manao ahoana tokoa ny commission n'ny banky any amintsika raha maka vola par carte bancaire
novalian'i zakony ny 20/09/2005 16:05
2. johns ( 27/07/2005 11:43)
arakaraky ny banky io.
Ny BFV SG izao dia 4200Ar isam-bolana na mampiasa na tsy mampiasa carte.
Ny an'ny BOA kosa dia isa 3volana.
Ny an'ny BNI tsy fantatro
3. joda ( 27/07/2005 19:50)
izany hoe mandalo fotsiny aho fa tsy hipetraka ...ny tiako hanontaniana dia hoa isaky ny misintona ve misy commissions alain'ny banky gasy!!
4. fijo ( 27/07/2005 20:00)
tsara hofantatra marina io an
5. haridera ( 28/07/2005 06:32)
raha toa ka manao retrait amin'ny distributeur ianao dia mandoa 4EUR par retrait (débiter automatique sur le compte du porteur) na ohatrinona na ohatrinona alainao, carte internationale no tiana horesahana amin'io, tsy misy commission kos arah atoa ka paiement sur terminal de paiement (TPE)
Raha carte locale kosa dia tsy mando raha toa ka oa amin'ny banque emettrice de carte no manao retrait, fa raha toa kosa ka banque confrère no anaovana retrait dia mandoa 7200Ar par retrait.
ny paiement sur terminal de paiement kosa dia tsy andoavana commission
6. fijo ( 28/07/2005 21:06)
ok misaotra fa ilaina izany kle
7. zakony ( 20/09/2005 16:05)
voamarika tany amin'ny tanana :

ny BOA dia avy eo BMOI izay vao BNI raha hanakalo lelavola any am tanana, ny BOA izany no manome cours ambony indrindra

raha hanao retrait dia tadidio fa tsy misy afatsy ny VISA ihany no mandeha ao amin'ny tanana ao

Voafetra ny vola azo alaina par retrait ka laeo indray BNI raha izay satria ny BNI dia afaka manao retrait hatramina 400.000Ar, BFV 200.000Ar, BOA tsy manana, nefa ny €4 par retrait mihatra eo foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1234