hiverina hilalao @ équipe de France i Zidane....

1. joda ( 03/08/2005 16:23)
mieritreritra aho hoe firifiry na mpanao fanatanjahantena sy mpanazatra nahay mpiray tanindrazana amintsika tsy mba voatambitamby toy andry i Zidane itony...ny antsika zara aza lasa vaovao marina azo jeréna sur www.zidane.fr
novalian'i fijo ny 11/08/2005 21:00
2. ainaheri ( 03/08/2005 17:01)
tsara zany ka,refa mahay mifanaraka anie ny
coach sy ny mpilalao d zay no ilaina ee!!
fa ilay mpanazatra ko anie to be vava zay t@
vao nahazo toerana ee,zao vao manenina,
ary ity misy hafatra mombandry zareo mpilalao malaza
handalo any amintsika ,Zidane,José d misy 3eme fa
tsy tadidiko @ journée mondiale @ tsy fahaiza mamaky teny sy manoratra;i Zidane any Toliary,José any T\ve
d lay faha3 ao Tana.
3. jajaf401 ( 03/08/2005 17:14)
Zaho aloha Ra joda tsy haiko na mitovy eritreritra isika fa raha @ taonan'i Zidane zao efa tsy tokony ho titulaire @ ekipa nationaly izy eh! Raha nanaraka atsika ah, ny zavatra vitany tsara indrindra faramparany dia efa tsy en norme intsony; satria raha nahafaty boly izy t@ match Real Mad # Barcelone dia nidona t@ tsato-by ny vavany; izany manambara fa efa misy zavatra tsy zakan'ny hoza-pe intsony ao; Fa tokony hampianatra theorie fotsiny izy ka hijanona ho coach par ex. Zay aloha ny hitako fa tsy fantatro kle!
4. zama91 ( 03/08/2005 18:59)
Ra joda izany tena efa lasa avance mihitsy,tamin'ny 1avril no nanadeha ny rumeur fa dia zidane hiverina ao amin'ny equipe de france , .Fantasme ny jounaliste frantsay izany mba ho realite,nefa indrisy fa i zidane mihitsy no niteny fa tsy hanohy intsony izy.Mondial 2006 c'est preque fini pour la france ,ao aoriany suise sy Irland ary meme point israel, 10pour cent ny chance 2006
5. fijo ( 03/08/2005 20:45)
eny e,hiverina hilalao hono izy,ka ho hita eo indray e.ny teknika anie mbola ao,fa ny hozatra ve aharaka;
6. ainaheri ( 04/08/2005 04:45)
zama91>Hiverina izy ka,tsy rediredin'ny journaliste zany fa ingahy zidane mihitsy no niteny,Makelele koa niverina,hanao matchs amicales @ côte d'ivoire ry zareo atsy ho atsy....
7. ronaldo09 ( 04/08/2005 08:36)
Hiverina hanampy fotsiny izy satria somary sahirankirana i france amin'ny eliminatoire fa tsy hoe tena hiverina .vita ny eliminatoire dia hijanona izy .Jereo www.zidane.fr
8. fijo ( 04/08/2005 22:00)
za aloha tsy dia manantena inona,na miverina aza ry zareo ireny e.
9. mandrindra ( 05/08/2005 13:21)
za aloha faly fa niverina i Zidane e. ahahahaha. Satria iraika lahy no milalao eo ambony kianja amin'ny kitra. Dia iraika lahy handresy ny 11 lahy. Dia maninona koa raha nampiana hoe andriamanitra, na allah, na bouddah, na izay tianareo ny anaran'i zidane.
Fa manao fety mihitsy aho rehefa tapitra ny éliminatoire ka ho hita eo fa tsy mandeha etsy amin'ny mpifanolobodirindrana aminy etsy alemaina akory frantsa.
Afaka taonjato iray indray mety i frantsa no hikarakara ny coupe du monde de amin'izay qualifié d'office, de mety mandresy indray e.
10. fijo ( 10/08/2005 22:22)
ngah misy "d'office"intsony izao le
11. ravatorano ( 11/08/2005 12:04)
antitra mampiady kalo ireny ka antitr antitra ihany eh ka anisan ny niverina koa anie ry Makelel izay efa 32 taona ry Thram moa sa Vieire izay efa razokiny ihany koa
D ho hita eo eh natao sny niniana v mba ho cote d'ivoire aloha no ekipa handraisana an dry zalah ireo ami'ny fitsapana
12. fijo ( 11/08/2005 21:00)
tandremo fa cote d'ivoire tsy moramora an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2865