ilaina ve ny mananan sipa maromaro vao manambady!!!

1. joda ( 27/07/2005 08:31)
aminareo manokana ilaina ve ny manana sipa maromaro vao manambady !!!
novalian'i palince ny 12/09/2005 07:49
2. kally ( 27/07/2005 08:40)
Ny fo anie tsy ny loha no mibaiko azy e! ka raha mbola olona tena tia sy mahalala ny hasin'izany hoe fitiavana izany tsy vao hiaraka aman'olona dia hoe hisaraka fa kilalao fotsiny. Ka ny vadinao tsy hainao mety ilay voalohany, mety ilay fahafolo mety tsy hisy na dia niaraka tamin-jato sy arivo aza.
Ary tadidio fa matetika arakaraky ny hiovaovanao sipa no mahatonga anao ho sarotra mitia olona satria dia ho tadiavinao tsy an-kijanona @ izay olona manaraka eo izay tsara hitanao tany aloha tany dia eo ianao.
3. vesta ( 27/07/2005 08:53)
Tsy voatery. Fa araka ny hevitro de ity, ny manana namana maromaro vao manambady no izy, zany hoe mifanerasera amina vehivavy maro, na any ampianarana, na any ampiasana, na any amin'ireo karazana fikambanana isan-karazany.

Zay atao, de mahalala karazana toetrana vehivavy be dia be anao, de tsy sahirana amin'izay rehefa manambady.

Raha vehivavy kosa anao de toy izany hianiko, fa toetrana tovolahy maromaro no mila fantarina.
ok!
4. vesta ( 27/07/2005 08:58)
Tsy voatery. Fa araka ny hevitro de ity, ny manana namana maromaro vao manambady no izy, zany hoe mifanerasera amina vehivavy maro, na any ampianarana, na any ampiasana, na any amin'ireo karazana fikambanana isan-karazany.

Zay atao, de mahalala karazana toetrana vehivavy be dia be anao, de tsy sahirana amin'izay rehefa manambady.

Raha vehivavy kosa anao de toy izany hianiko, fa toetrana tovolahy maromaro no mila fantarina.
ok!
5. pika ( 27/07/2005 09:31)
tsy voatery
fa matetika mitranga fotsiny dia matetika taitaitra @ 1 fotsiny @ ... dia mety ho ravarava eny rehefa tena hanambady dia tsy maintsy misaina ihany
na izany aza anefa dia misy ny vao nitia dia tojo ny grand amour dia lasa vady e
6. scorpion ( 27/07/2005 10:33)
ilaina ny mahay mitia
7. isrine ( 27/07/2005 13:20)
vesta: ok
8. booboo ( 27/07/2005 16:43)
Tsy haiko na ilaina na tsy ilaina. Amiko olona tsy stable lôtra ny miaraka @ olona "maromaro" (mihoatra ny 10 ohatra :°))dé lasa manao io lazain'i Kally io.
9. fijo ( 27/07/2005 20:53)
amiko rehefa te hanambady dia lasa na firy aza no efa nierahana e.mbola tsy te matoa mbola mitohoka revy
10. lilbon ( 28/07/2005 05:24)
Ny tena hatahorako de we !
raha tonga de manambady !de tsy fantatra daholo ny habitude an'le oll hiarahana !:?::?::?:
ohatra fotsiny mateti-pitranga :
1/ raha sendra ny vehivavy frigide na lehilahy impuissant ohatra8O8O8O
2/raha sendra ny oll tena tia sexe be no ianao enao de ahoana ?enao amin'io antonotonony ihany:P:P:P
11. ari.malala ( 28/07/2005 07:01)
Ka raha io voalazan'i lilbon io anie no jerena d we vao niaraka 1 mois zany nareo d nivady ê! fa amiko ilaina ny mifankahalala toetra, ary tsy we refa misy tsy zakako @olona miaraka amiko izao d hisaraka no ao an-tsaina fa mifanitsy aloha, tsisy tsy vitan'ny firesahana mantsy. Amiko zany tsy ilaina ny we manana sipa maromaro vao manambady satria ny olona tsi1-1 d samy manana ny maha samihafa azy aby, ka ny tsara aminao tsy ho hitako any @hafa, d eternel insatisfait eo, lany andro mitady sy mampitaha d very anjara, fa ny tena tsara d le olona miaraka aminao no kolokoloina haharitra tsara d iny no lasa vady ê! :)
12. tsikyr ( 28/07/2005 07:10)
Tsy dia hoe ilaina ve ny manana sipa maromaro vao manambady,fa amiko aloha dia arakarakao iany io.Ny olona manambady rehetra ange tsy voatery ho niarka tamina sipa maro vao tena tonga tamin'ilay vadiny e!Fa saingy kosa oe tsaratsara angamba enao mahita fiainana kely vao tena tafiditra ao amin'ny sehatry ny fanambadiana,satria refa tonga ao enao dia ao,tsy afaka mibolilalila tsony.Misy iany anefa ny mbola manao aty ivelany,fa amin'ny ankapobeny dia oe,tsara raha mahita fiainana kely alo vao manambady.
13. pika ( 28/07/2005 09:21)
rehefa mbola tsy tojo ny olona tena tianao ianao ary vonona ny hitia sy hanaja dia aza maimay izany e
noho izany tsy blème ny sipa vitsi2 vao nanambady
14. fasaly ( 28/07/2005 17:08)
tsara ny nahita expérience maro na amin'ny lafiny inona izany na inona, ka tsy misy maharatsy ny niaraka tamin'ny olona maro alohan'ny hanambadiana , amin'izay hainao kokoa ny tokony hitondranao ny vadinao rehefa ao antokatrano ao.
15. Mifenty ( 28/07/2005 20:54)
ato kay no tena ahitana ny ex retra le.


soa iany fa nandalo tato le.
16. fijo ( 28/07/2005 21:44)
ka ahoan aizany izahay le.
17. fasaly ( 29/07/2005 03:55)
fijo:
ntsika virja mahay foana ka!
18. ari.malala ( 29/07/2005 06:27)
19. mandrindra ( 29/07/2005 09:09)
ilaina ny manana sipa maromaro rehefa manambady :D
20. fasaly ( 29/07/2005 10:39)
hafa ndray ny an'ise ka!:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4155