ilaina ve ny mananan sipa maromaro vao manambady!!!

21. mandrindra ( 29/07/2005 12:47)
tsy hafa izany io fa mitabataba izay ataon'ny akamaroan'ny olona any ambadika aho, mody be tsaho daholo ny akabeazany hoe nanani nanana.
22. ari.malala ( 29/07/2005 13:28)
nen nen nen!!! tsy ilaina mintsy ny manana sipa refa manambady ary refa manana 1 d tokony hionona!
23. anja2000 ( 29/07/2005 14:47)
Tsy voatery io fa miankina @ eritreritry ny tsirairay sy ny mahaizy azy.DFa ilaina kosa ny tena mahalala lay olona hovadiana fa tsy hoe 1volana akory de vady.Zay no ilaina namana ny hahafahana mifampizara traikefa @fiainana fa tsy hoe sipa be debe a!!:twisted:
24. mandrindra ( 29/07/2005 15:17)
anja2000, ilaina hoy ianao ny mahalala izay ho vadina, misy fahamarinany izny saingy tsy ho fantatrao tanteraka izay olona miaraka aminao satria tsy ho voafehy ao anaton'ny fotoan fohy ny taona maro efa nianany. Noho izany fahatokisana ihany no tena zavadehibe.
Ary aza miakatra fa raha tsy tianao ilay hoe sipa be dia be dia mahazo maka bandy be dia be koa ianao e :D
25. anja2000 ( 30/07/2005 05:03)
De andramako aloha ary le izy hijereko ny fahamarinany e;-):-o:-o
26. ari.malala ( 01/08/2005 14:15)
marina mintsy zany ry Mandrindra satria na ny olona efa nivady an-taonany maro aza mbola mety misy surprise ihany @ fiainana, fa dia ny fifampitokisana no base!
27. vegas ( 02/08/2005 00:50)
Misy an'izany ray volana dia vady zany tokotrany ve sa mba fomba fiteny nenao ry anja2000?
28. mandrindra ( 02/08/2005 09:15)
ari.malala, misy surprise foana mihitsy ary mety ho tsara mety ho ratsy fa dia isaka ny hitrangan'ny zavabaovao no hanamboarana ny fiainana.
29. fijo ( 03/08/2005 21:46)
mivonona ami'izay hitranga foana,fa izay ny fiainana e.
30. mandrindra ( 05/08/2005 13:01)
sahala amin'ny milalao dômy anie io e. Fantatra hoe 28 no isany fa tsy fantatrao hoe inn no any amin'iza, dia inn no ho alefany !! dia indraindray misy midona
31. bbn ( 08/08/2005 16:57)
Hafa be le fanotaniana.Mety ilaina ve zany?Amiko angamba plus ianao manova plus ianao tsy mahay mitia de hainao ny tohiny avy eo
32. fijo ( 09/08/2005 20:00)
nefa mety ho hafa koa,plus milalao,plus mahita izay tena ilaina
33. marengarenga ( 18/08/2005 15:38)
aza dia mieritreritra ny hoe tsara ny manana sipa maro fa diniho ny anjaran'olona sasany anie iny alanao iny en!! moa ve tianao tsy hanana ny namanao?
moa ve tianao ny manao tsindihazolena @ sasany?
34. fijo ( 18/08/2005 21:04)
fa ahoana no tsy tiana hananan ny namana?zavatra somana kely anie dia alefa e
35. deghany ( 19/08/2005 13:56)
mandrindra:

sahala amin'ny milalao dômy anie io e. Fantatra hoe 28 no isany fa tsy fantatrao hoe inn no any amin'iza, dia inn no ho alefany !! dia indraindray misy midona


de iza zany le dômy eo?!! =))
36. deghany ( 19/08/2005 13:56)
mandrindra:

sahala amin'ny milalao dômy anie io e. Fantatra hoe 28 no isany fa tsy fantatrao hoe inn no any amin'iza, dia inn no ho alefany !! dia indraindray misy midona


de iza zany le dômy eo?!! =))
37. cocorie ( 19/08/2005 14:00)
Nde hisoma kely zany otsan'ny lolo(papillon)zany. mipetrapetraka eny amin'ny voninkazo be da be eny de mampalelo le voninkazo fa simba misy ny nanatena ny fijanonan'ise nefa hay ny an'ise soma ihany. ny aza voany ry voninkazo isany, mailo raha vao lolo otsan'i fijo sy mandrindra no mandalondalo; hikombona haingana za:-D:-D:-D
38. hps ( 21/08/2005 18:53)
Raha za manokana aloha dia efa nitazona listra mihitsy t@ resaka sipa,satria alohany nanambady za de efa nisy sipa miisa 254 niaraka tamiko,saingy tsy mbola tao anaty liste ny rakana pure=D
39. cocorie ( 22/08/2005 13:03)
hps>Dain! Beurk be! enao ve tsy efa nandalovan'ny aretina be da be sady mpankafy double pont.
40. fijo ( 22/08/2005 22:08)
cocorie an,amindry ndray kosa tsy izany ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2249