Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
oully
(
29/03/2004 10:45)
Voninahtira, Vola, Vehivavy.
Ireo hono no tena fakam-panahinareo lehilahy. Manaiky izany ve nareo? Dia inona ry zalahy no azo hampiana anareo handresena izany? ......
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 12:07
joda
(
29/03/2004 10:15)
je n'arrete pas..
mieritreritra ny ex ko foana aho r'ireto a.......
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:14
hery
(
28/03/2004 11:41)
Andrakandrana linux : Fay
Efa ela mihitsy aho no naniry ny hanao install linux satria henoko ny lazany... ary ny tena mou mba mikitikitika ordinatera ihany dé hoe angamba mety moramora. Vao nahazo HDD iray arany dé tonga dé...
tohiny
novalian'i namanao ny 29/03/2005 17:25
joda
(
27/03/2004 20:54)
mahagaga....
mahagaga fa ny vehivavy vazaha aty france dia rare no miaraka @ gasy fa aleony afrikana na ny tavaratra(arabo)..manetsika ny ambopo gasy aho......
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 12:08
fitsipika
(
27/03/2004 19:49)
momba an'i unik
fa maninona ry zalahy no tsy malaza intsony no sady tsy be mpakafia
ry zalahy ireo anefa mba manana ny maha izy azy ihany...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 22:57
jhouhlambout
(
27/03/2004 18:07)
Michael Jackson
Mba té halala aho hoe firy marina ny opérations(chirurgie esthetiques) nataon'i lery iny e? Sady toa lasa chirurgie Inésthétique lé izy t@ farany!!!...
tohiny
novalian'i ramaso ny 06/04/2004 02:14
ralipo
(
27/03/2004 16:55)
Tsy ohatra ahy ka!!
C’est l'histoire d'un homme qui se croit malin.
A chaque fois avant d'aller aux toilettes, il écrit sur son verre de
bière :
- "J'ai craché dedans" par peur que quelqu'un le boit.
Un jour il ...
tohiny
novalian'i ralipo ny 02/04/2004 20:56
ralipo
(
27/03/2004 14:52)
Identité culturelle
Vokatr'ireo kolo-tsaina maro hita sy re dia misy fiantraikany @ fomba fisainana sy fitafy io "lamaody" hoy ny mpiangaly azy, Tena manakona ny maha izy zay ny olona anefa io?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:57
voninkazokely
(
27/03/2004 12:13)
Diaspora
Mba mangataka valiny raha azo atao fa tena tsy azoko mihintsy ilay tena dikan'ny hoe DIASPORA sy ny ilàna azy marina é!...
tohiny
novalian'i ramaso ny 26/06/2004 23:19
mika
(
27/03/2004 10:06)
mitady managre artiste
mitady manager aho. izaho dia mivoy rap ka mitady lavaka amin'io zavattra io raha mahaliana anao izany dia soraty ao amin'ny mikeproduction@lepompier.com
rahany niveau dia eo am pihirana aho hitanao....
tohiny
novalian'i mika ny 10/04/2004 09:32
xxx
(
26/03/2004 18:30)
Mitovy isika
Tao am-pianarana
hoy ity ankizivavy iray : Voanay ny lehilahy fa izahay manana ratsam-batana maro"
"Aiza koa" hoy ilay ankizilahy. "Ka izahay manana nono roa tombony" hoy ilay vavy.
"Ka ny ratsamba...
tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2004 10:47
joy
(
26/03/2004 18:18)
Mozika Rock
Inona no tena itiavanareo le mozika rock ? mba lazao eto ny antony, dia inona koa no tsy itiavanareo azy ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/06/2004 23:24
nananie
(
26/03/2004 11:45)
menôpôzy
Efa naheno ve nareo we misy sipa mbola 19 ans de efa menôpôzy sahady? In no mety mahatonga an'io ?Aretina ve zany sa we prekôsy fotsiny i kala?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2004 23:16
voninkazokely
(
26/03/2004 10:15)
Poopy sy Bodo
Manakory aby ianareo eto amin'ny forum!
Mba mangataka ny adiresy e- mail an' i Poopy sy Bodo raha mba azo atao é .
Misaotra betsaka mialoha ô!...
tohiny
novalian'i chipie1 ny 11/06/2004 07:56
ralipo
(
26/03/2004 10:05)
LEHILAHY TALOHA
Ny lehilahy taloha 1900-1970 afaka manome sécurité ny vehivavy mihoatra ny ankehitriny. Izany ka bandy!...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2004 23:30
zanita
(
25/03/2004 19:06)
iza no kambana amiko
mitady raha mba misy any ho any olona kambana amiko zany hoe teraka ny 24 03 82 t@7:15 maraina , na de tsy mitovy heure aza de efa mahafaly ahy ok ...
tohiny
novalian'i iartistika ny 16/02/2005 21:50
psykatr
(
25/03/2004 17:04)
Test d'intelligence
Inona ary no tokony hatao mba hampifalifaliana vehivavy @ alalan'ny molotra sy ny tanana?...
tohiny
novalian'i isalo ny 04/11/2005 07:38
xxx
(
25/03/2004 16:25)
Mbola mendrika ny ho antsoina hoe
Aminareo, mbola mendrika ny antsoina hoe Ray aman-dReny, na hoe Pastora ve i Andriamanjato Richard?
Raha ny tantarany sy ny nataony no jerena, miampy ilay filazana omaly, sy ny fanerena zaza tsy ampy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 02/04/2004 19:09
nananie
(
25/03/2004 13:37)
Miverina @ sipa taloha.
Raha nisaraka tamin'ny sipanareo nareo, nefa tonga saina aty aoriana fa tsy misy sipa ôtr'azy mihintsy, sahy miverina aminy ve nareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/06/2004 23:57
nananie
(
25/03/2004 13:29)
Ny sipa trondro hono...
...malama ôtran'ny trondro, ny sipa vierge hono kizitina, ny sipa taureau hono saro-piaro, ny sipa scorpion hono sexuelle....ny bandy bélier hono mpanao collection, ny cancer hono mpanonofy.... Mba ...
tohiny
novalian'i booboo ny 04/06/2004 12:26
