Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
06/04/2004 04:50)
sex with an ex
what s your opinion ?...
suite
répondu par fijo le 01/07/2004 21:42
jhouhlambout
(
05/04/2004 19:09)
Dessins animés
Inona ny dessins animés fijerinareo taloha t@ mbola kely?...
suite
répondu par welie le 26/01/2005 16:23
jhouhlambout
(
05/04/2004 19:03)
inona ny tianareo vehivavy
Misy bandy(inconnu) tonga avy any,
inona no tianareo hataony:
-Mody mijerijery fotsiny
-Tonga dé mitsotra ny marina
-Mbola miodikodina aloha
-Manao hevitra ambadika maromaro aloha
-Mananihany ...
suite
répondu par booboo le 19/06/2004 18:47
jhouhlambout
(
05/04/2004 18:37)
Manin-te hody
zà zany té hody.....
Ary nareo?...
suite
répondu par bozimanga le 29/09/2005 14:15
alz
(
05/04/2004 16:35)
Ny fialonana ve voan-janahary?
Matetika rehefa misy olona iray mahavita zavatra dia ny fihetse-po voalohany hita eny amin'ny hafa matetika dia ny fialonana. Ary raha sanatria aza solafaka ny sasany dia mahazohazo aina daholo ny aka...
suite
répondu par fijo le 16/04/2004 23:53
joda
(
05/04/2004 13:45)
aleo ho avy tsara ny été...
aleo ho avy tsara ny été hanaovako an'ireo vazaha vavy miseho milay ireo...hanao bikini sy tenue d'été mantsy ry zareo ato ho ato......
suite
répondu par fijo le 30/06/2004 22:29
joda
(
05/04/2004 13:40)
fiangonana katolika eto paris...
hono ho aho 1 io ihany ve no fiangonana katolika eto paris
171 boulevard brune 75014 sa misy hafa merci.....
suite
répondu par hendry le 20/04/2004 15:01
hendry
(
05/04/2004 12:23)
tena vehivavy
Inona ny critères ilazan´ny lhl ny olona iray hoe tena vhv.
Misy milaza hoe raha tsy lava volo hono dia tsy vhv. Misy ndray miteny hoe raha tsy manana bika mitovy @ gitara hono dia tsy vhv....
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 12:05
hendry
(
05/04/2004 12:21)
tena lehilahy
Inona ny toetra na fihetsika sy ny sisa tokony ananan´ny lhl mba isokajiana ny olona iray ho lhl?
Ny ahy ry reto ohatran´ny tsy lehilahy amiko raha tsy be mokon-
doha (@ lafiny tsara io a!). Raha ...
suite
répondu par jhouhlambout le 04/06/2004 11:52
hendry
(
05/04/2004 11:32)
iza no atao hoe hova?
Misy milaza hoe ny hova hono dia teny entina ilazana ny andriana ihany. Misy ndray nefa milaza hoe olona anelanelan´ny andriana sy andevo hono ny hova. Dia misy koa milaza fa ny merina hono no atao h...
suite
répondu par fijo le 20/05/2004 22:23
rindranavalona
(
05/04/2004 11:17)
525023 / 27 =????
Raha zarainao amin'ny 27 ny isa 525023, ny ambiny (reste) soloanao litera ka A = 1, B=2, C=3 ... ; ny valiny kosa zarainao 27 indray, ny ambiny soloina litera indray, dia ohatr'izay hatrany ambara-p...
suite
répondu par olly le 05/07/2004 14:57
bokona
(
05/04/2004 06:47)
mitady sipa
Za ranga mba mitady sipa hiara mirozy @ lundi de paques ah...
suite
répondu par fijo le 22/06/2004 22:52
xxx
(
04/04/2004 15:24)
Mampirafy izy
Ahoana no hevitra?
Misy namako zay arahiny moramora eran'ny tanana dia tratrariny any , nefa moa zao dia inona no issue an'izay?
Tonga ve dia hifamono be rehefa tratra ? sa ve rohitina amy sofi...
suite
répondu par mumu le 11/06/2004 20:45
voninkazokely
(
04/04/2004 15:16)
Maladie d'amour
Manakory aby!
Sitran'ny dokotera ve ny aretim-pitiavana?...
suite
répondu par ramoul le 20/04/2004 15:01
jerry
(
04/04/2004 13:33)
Manirery
mitady quelqune mba hiresahana...
suite
répondu par yonikafopl le 17/04/2004 19:03
ikaretsaka
(
04/04/2004 06:13)
Ireo HIra mateza hono
Sendra mba hamadibadika magazine aho ry zareo dia nisy interview ana bandy malaza izay izay saika "grands classiques" aby ny hirany,
dia ny filazany dia hoe ny hira "mateza" hono dia matetika ireny...
suite
répondu par fijo le 31/05/2004 23:36
oully
(
03/04/2004 18:10)
Fitaka ...
Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy;
Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina ...
Ohabolana 31:30
TANDREMO !!!...
suite
répondu par fijo le 20/04/2004 22:16
oully
(
03/04/2004 18:07)
Lamaody, Lela, Lehilahy.
Ireo hono no fakam-panahintsika vehivavy. Ny lamaody aloha tsy mahagaga fa maika mihitsy isika amin'io. Ny lela ihany koa dia tena mahakinga antsika ny mampiasa azy (fanaratsiana, fifosana,....) gaga ...
suite
répondu par fijo le 07/04/2004 22:48
joda
(
03/04/2004 17:44)
la vie est un éternel apprentissage..
@ fitiavana tsy tokony ho entipo loatra fa sao anenenana...aleo mandefitra e.....
suite
répondu par booboo le 17/08/2004 11:55
joda
(
03/04/2004 17:41)
me voilà mes amis...
somary sahirana kely @ fikarakarana ny papier e.......
suite
répondu par fijo le 16/04/2004 22:44
