Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
2689 ( 09/04/2004 13:17)
Tsy mety ny tsy fampandoavam-bola ny marary eny @ hopitaly
Tena tokony mandoa ny fitsaboana eny amin' ny hopitaly zato isan-jato ny marary tsaboina eny. Izao no mahatonga ahy hametraka izany : rehefa misy ny sensibilisation andanian' ny fanjakana vola tsy tok... tohiny
novalian'i kally ny 26/04/2004 20:13
shaik ( 09/04/2004 12:41)
NY fitiavana @maha Fitiavana azy
Avy aiza moa isika? moa tsy nateraka avy @fitiavana? Noho izany dia maro ny zavatra azo resahina momba ny fitiavana saingy ny tiako tsindrina dia ilay tena fitiavana avy @ olombelona ; misy karazany m... tohiny
novalian'i fijo ny 02/06/2004 00:29
joda ( 09/04/2004 10:12)
inona r'ireto izany praline
fanafody sa inona izany praline... merci si c'est fanafody c contre quoi... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 21:05
tequila ( 09/04/2004 06:56)
Sarotra ny mitady vady
Namaky ny resaka 30 ans sns reny ah sy ny hoe miteraka tsy manam-bady dia , ka raha tsy mahita mihitsy aza ve dia ahoana . ... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2025 21:05
jhouhlambout ( 08/04/2004 18:26)
Vaovao Mbola Vao!!
Voici une liste des pays qui ont été bombardés par les États-Unis d'Amérique depuis la fin de la deuxième guerre mondiale, dressée par l'historien William Blum : Chine 1945-46 Corée 1950-... tohiny
xxx ( 08/04/2004 18:12)
L'avantage d'être une femme au XXIème siècle
Nous avons été sauvées du Titanic en premier - Nous pouvons effrayer les chefs avec des excuses concernant de mystérieux problèmes gynécologiques - Nous n'avons jamais soupiré après un pers... tohiny
novalian'i hendry ny 23/04/2004 15:38
jhouhlambout ( 08/04/2004 18:09)
Le travail et les femmes
Pour dire bonjour à une femme au travail, soit on lui fait la bise si on est assez intime, soit on lui serre la main pour marquer la distance. La procédure et les problèmes sont à peu près simil... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:12
mpihira ( 08/04/2004 17:54)
Mitady distributeur CD any Dago
Style "world music", notamment tsapiky fusionné avec de rythmes occidentaux et afro-antillais. Il y a 11 titres dans l'album dont 7 malgache et en 4 français. Sortie prévue le 20 avril , mais po... tohiny
joda ( 08/04/2004 16:40)
nu mini jupe..
inona no antony hanaovanareo an'ireny e..tsy aleo ve tsy manao na inona na inona e..... tohiny
novalian'i hendry ny 23/04/2004 15:40
delvechio ( 08/04/2004 16:18)
tsy misy tia golf anga?
ary ny olona makato anga tsy mba misy manaraka PGA tour le? tsy aiko alou ra azo antsoina we sport le golf na aona e. fa le izy mafinaritra ra tena maharaka an le izy,... tohiny
novalian'i fijo ny 16/04/2004 23:40
2689 ( 08/04/2004 15:08)
Mishah - Ty hira ty
Andefaso tonon' io hono ao @ tononkira fa be mpitady...... tohiny
novalian'i Corail ny 21/01/2019 19:36
joy ( 08/04/2004 14:15)
antivirus
inn ndray zao no antivirus matanjaka, dia inona no lien'ny amin'ny net... tohiny
novalian'i olly ny 18/05/2004 14:01
joda ( 08/04/2004 09:18)
ny bandy manao jean serré..
ny bandy bokona manao jean serré hono mampiexcité ny sipa asa na marina na tsia... tohiny
novalian'i jazz666 ny 12/04/2005 11:14
joda ( 08/04/2004 09:13)
inona no mahasamy hafa ny..
inona no mahasamihafa ny salope sy ny nymphomane e..... tohiny
jhouhlambout ( 07/04/2004 19:22)
Vous êtes accro d'Internet quand…
Il faut 15 minutes pour dérouler vos bookmarks jusqu'au bout. Il y a un site gravé sur vos lunettes. Vous refusez de partir en vacances à un endroit sans électricité ni ligne de téléphone. V... tohiny
jhouhlambout ( 07/04/2004 19:16)
Banky...
Une vieille dame se présente un matin à la Banque du Canada avec un gros sac d'argent. La vieille dame insiste pour parler au président de la banque afin d'ouvrir un compte d'épargne parce que, di... tohiny
novalian'i booboo ny 02/07/2004 11:46
noro ( 07/04/2004 12:14)
saro-piaro
matetika ry reto dia ny sipa foana no tena saro-piaro a! izaho ohatra dia tsy ny olona miaraka amiko mihintsy no blème fa ny sipa manodidina, i leiry koa moa cool dia izay no tena mahasaro-piaro ahy,... tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:44
bokona ( 07/04/2004 12:11)
Linux netfilter
Sao de mba misy afaka manampy ahy manangana firewall sous lilnux. Mandrake 9.2 no ampiasaiko fa sahirana aho @ fampiasana iptables sy nat ary netfilter... tohiny
novalian'i bokona ny 27/05/2004 11:32
ravatorano ( 07/04/2004 08:48)
iza no mino an 'i Jehovah ary iza no tsy mino ?
Misy namana nilaza fa Andriamanitra no inoany fa tsy Jehovah izany.Iza no afaka nanavaka na manome valiny mahafapo momba izany satria sao dia iray ihany ireo? Mazotoa ary !... tohiny
samoina ( 07/04/2004 08:12)
Météo Paska RNS Vichy
Araky ny nolazain'ny mpiasa ao @ office de tourisme Vichy anio alarobia dia hangatsiaka tokoa @ io week-end io ( manodidina ny 0°c) ary mety hanorana koa. Tsy natao hanakiviana antsika izany fa ko... tohiny
novalian'i ralay ny 08/04/2004 12:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6558