Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
oully
(
19/04/2004 13:16)
Adin'ny firy
Mba adin'ny firy isan'andro ry reto no laninareo rehefa tafiditra eto amin'ny serasera: na forum, na chat, na namana, sns ......
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 23:45
nananie
(
19/04/2004 13:08)
Zistoira...
Ndao averina indray lay kilalao nataon'i Hery tato taloha e!
Manao teny 3 fotsiny, tsy atao miôtra, dia tohizana ny tantara.
Indray andro hono......
tohiny
novalian'i booboo ny 04/07/2004 20:51
luz
(
19/04/2004 12:59)
pillule contraceptive
Miarahaba ny rehetra
Ny fihinana pillule contraceptive hono dia azahona cancer du sein - de l'utérus ary mety tsy bevohaka intsony raha tsy mihinana azy aza...
Marina ve izany!!
Misaotra...
tohiny
novalian'i hendry ny 23/04/2004 14:23
xxx
(
19/04/2004 10:12)
BODO à Nancy le 30 mai 04!!!
Anao concert @ 30 mai zao i Bodo ao Nancy 15€ ny fidirana sady suivi d'une soirée ilay izy!! 12€ étudiant, ka dia tongava maro e!! Nancy faly mandray olona e!...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2004 23:31
ari.malala
(
19/04/2004 09:48)
dystrophie ovarienne
Raha misy dokotera afaka mamaly azafady, inona kay no tena antony mahatonga an'io? Ary tsy maintsy mila fandidiana ve? Mitarika kyste ve?Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i ari.malala ny 25/05/2004 12:45
oully
(
19/04/2004 09:00)
Pseudo
Mba tantarao hoe ny antony sy ny dikan'ny pseudo-nareo tsirairay ireo ...
Ny ahy "oully" izao dia tamin'zà mbola ni-chat tao amin'ny caramail dé oullias no nentiko tao zay midika hoe Ouverte, Uni...
tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:28
xxx
(
17/04/2004 14:52)
CONTACT TRAGEDIE
Salut!.Iza no mba mahafantatra ny contact n'ny groupe Tragédie na ny an'i TIZY BONE.Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i voninkazokely ny 24/06/2004 07:35
xxx
(
17/04/2004 11:07)
saro-kenatra
manaona jiaby ny namana. araka ny hevitrareo ve mety ny sipa mipasoka volo sa tsia? Ny réaction an'ny lhl voalohany mantsy dia toa ny voloko foana no jereny ka lasa ny saiko....
tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2004 22:51
oully
(
17/04/2004 09:03)
Fihaonana faharoa aty am-pita
Manao ahoana daholo,
Nisy soso-kevitra naroson'i DS tamin'ny resadresaka nifanaovanay tany VICHY fa mahita toerana ao Lyon-Frantsa izy mahazaka olona 30 eo ho eo, ka miandry ny tohin'io soso-kevitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2005 23:04
dify
(
16/04/2004 16:35)
laeo samy tsotra
ny bandy zany de tsy ôtran'ny sipa hoe samy tsotra, inona ny antony .......
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:59
ravatorano
(
16/04/2004 11:12)
ahoana indray ity IP miharihary b ty
tena zendana aho nahita anio , tsary nampoiziko mihitsy.Ny olana amin io mantsy dia izao : raha sendra misy mahalala ny IP nao dia asa fotsiny
Tsy tokony ho jerena v ny momba an izay e...
tohiny
novalian'i six ny 29/04/2004 09:21
alz
(
16/04/2004 07:01)
Sectes sy ny fivavahana tsotra?
Mety tsy ho marina ty fomba fijeriko ty, ary miala-tsiny dieny mialoha raha misy tohina. Vao nahita an'ilay titre fotsiny aho, dia ôtran'ny mamofona SECTE ilay "apocalypse.mg". Tsetratsetra tsy aritr...
tohiny
novalian'i tia_ery ny 29/04/2004 14:58
aladin
(
16/04/2004 06:38)
arme de seduction
Inona kay no tsy hitovizan'ny arme de séduction(oh:fijery,firesaka,charme,éloquence sns)@ atao hoe "sex apeal"?de inona no hifandraisany?Satria samy enti-mambabo olona @ fitiavana daholo ireo?
...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2004 22:29
xxx
(
15/04/2004 15:15)
ndao hifaninana
izao ary mifaninana hira tamin'ny taona 60 dia atao kely ilay hira dia lazaina ny anaran'ilay tarikaizay mahay hira gasy an ( dia raha tsy hainy ilay hira dia ampiana izy)
ohatra
ry alino ô
na...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/06/2004 10:54
kally
(
15/04/2004 13:26)
Fialan-tsasatra
Hono ho'a iza no tianareo Foulpointe sa Nosy Be?Fa maninona?Dia aiza ny hotely falehanareo hitanareo hoe tsara?...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/04/2004 23:01
delvechio
(
15/04/2004 06:11)
david and victoria beckham
asa ra kobonareo le tantara fa tiko anontanina we diso v le Rebecca Loos raha ohatra ka namoaka an le tantara. aminah alou le iz d tena fitiavana te halaza fotsiny nen le sipa e. we tena nanao taminah...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 23:35
hery
(
14/04/2004 22:48)
Titre sy album malaza?
Inona indray ny titre sy album malaza any Dago any amin'izao fotoana izao?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 24/08/2004 21:10
joda
(
14/04/2004 14:39)
piercing..ho avy hanao koa izao ny sipa gasy
andao anie e..hatramin'ny......
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:33
colpain
(
14/04/2004 13:30)
be lôtra
aôna kay no atao raha be lôtra ny vady aman-tsipa?...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2004 23:34
xxx
(
14/04/2004 10:43)
hirampivavahana
fa maninona kay rehefa hoe groupe
hanao hirampivavahana dia tsy misy mpanohana mihintsy?...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:30
