piercing..ho avy hanao koa izao ny sipa gasy
![](https://avatar.serasera.org/aff505c9bb4ae2421ba83edb5923d120.jpg)
2. tiana1
(
14/04/2004 15:49)
Nahare aho hoe : efa manao hono ny any @tsika ! Sa... An3, tena nahare an'izany mihintsy aho kah !
![](https://avatar.serasera.org/ca611ff5688d31eecbe58cd802d812d7.jpg)
3. angie
(
14/04/2004 19:09)
za koa efa nahare, fa ny tia rock no betska h@zay. ny loza dia misy voan'ny inféction ange avy @ireny e. Tokony hitandrina tsara.
![](https://avatar.serasera.org/e1927c5011cef6c7282e3bcaa00d8f5a.jpg)
4. ramoul
(
14/04/2004 19:48)
aleo izy hanao any fa rehefa marary ampidirina hoptal ny refa maty alevona.mampalahelo isika mpanaraka lamôdy ankehitriny fa manao ny tokony tsy hatao mintsy.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
5. fijo
(
14/04/2004 19:59)
izay aleo hanao izay tia fa tsy misy mafy tsy andramana e.avy eo hita ihany
![](https://avatar.serasera.org/4e2790e36d81f4eb75bd9c8060646220.jpg)
6. yonikafopl
(
14/04/2004 20:14)
ianareo kosa e! misy kosa anie ny mendrika azy ireny e! mahafinaritra ahy aloha ilay eo @ foitra e! toy ireny an-dry Britney Spears ireny ohatra. ary misy gasy mendrika sy tsara manao toy ireny koa.
fa angaha aloha fahotana ilay manao piercing aloha e!
izay ilay mahavoa antsika gasy indraindray, tsy ny mode rehetra akory no arahana fa mba izay manendrika ny tena.
fa angaha aloha fahotana ilay manao piercing aloha e!
izay ilay mahavoa antsika gasy indraindray, tsy ny mode rehetra akory no arahana fa mba izay manendrika ny tena.
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
7. booboo
(
14/04/2004 20:24)
Amiko tsy fahotana fa mitady raha ! dia mitovy @ hevitr'i ramoul etsy ambony tanteraka ny hevitro @ izay fotoana izay !
![](https://avatar.serasera.org/e7880f4be5b280cb33e4148d01e10192.jpg)
8. ange
(
14/04/2004 23:57)
zah aloh manaraka ny hevitrin'i yonikafopl, tsy hitako zay ratsy @ zany. zah manokana ary manana! dia ahoana.
![](https://avatar.serasera.org/8c81766fd23f97d3f386db774a04e8a7.jpg)
9. samoina
(
15/04/2004 12:06)
tsy resaka ratsy na tsara fa mitandrema fotsiny fa aza mety lavahin'izay milaza azy ho mahay anefa tsy manaja ny kojakoja ara-pahasalamana ( stérilisation'ny fitaovana ampiasaina, piercing atao eo @ faritra heverin'ny dokotera fa tsy natokana hanaovana izany...)
Efa be no hita voa matoa mba mananatsa ê !!
Efa be no hita voa matoa mba mananatsa ê !!
![](https://avatar.serasera.org/8b27625fad60992150ab68831fdb9f03.jpg)
10. donemaskit
(
15/04/2004 19:09)
zay e, raha mahafinaritra jerena ve lay izy manin moa, lé rakotra ny orona (ohatra ny taureau), sofina (10 aby), ny maso, ny soaka... no nôfa.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
11. fijo
(
15/04/2004 20:20)
io lazain'i samoina io,manaova fa mba any amin'ny pro manao azy tsy ahitana loza
![](https://avatar.serasera.org/8c81766fd23f97d3f386db774a04e8a7.jpg)
16. samoina
(
16/04/2004 13:30)
tsy efa tsapan'i yoni. angà fa ny vazà rehefa miboridana dia lazaindry zareo hoe star fa raha ny antsika no manao izany dia latsainy hoe "sauvage" ?
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
17. kally
(
16/04/2004 14:22)
Na madio sy ohatry ny inona aza hahitan-doza foana io e!nisy namako izay izao izy manao chimio sy ny karazany,satria nanao piercing teo @ saoka dia niteraka cancer ilay izy nahazo ny nifiny sy ny valanoranony,ka aleo hanao izay tia koa,atsofoka @ tena daholo io korotamby rehetra io.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
19. fijo
(
16/04/2004 22:28)
ih,ih,ih,avelao anao ahita wa fa aza rarana ny tanora,fa ahitsio fotsiny ny diany.
![](https://avatar.serasera.org/f4dfad803df83144a5be86d9bca87678.jpg)
20. hendry
(
17/04/2004 12:09)
Misy namako zay mikavina ny lelany sy ny fôtrany ary ny masony (eo @ volomaso) fa toa endrehina azy ilay izy koa. Zaho ndray no marikoditra mahita azy misakafo @ ilay lelany mikavina, raha voasaringotra tsinahy iny kavina @ lela iny mety hanahirana ihany a.