piercing..ho avy hanao koa izao ny sipa gasy

21. jhouhlambout ( 17/04/2004 16:15)
Koa efa zay no tadiaviny, dia avelao hataony dia ho hita eo ny tohiny
22. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:11)
zany be piercing iznay amiko noe tena hoe sipa goaka kle..
23. yonikafopl ( 18/04/2004 20:05)
hi hi hi hi izany an!
24. jhouhlambout ( 19/04/2004 15:23)
Izany no tena: Maro lavaka!!!!hihihi
25. fijo ( 19/04/2004 20:08)
havelao izy hireve dia izy ihany no hizaka an'iny rehefa tsy lamody intsony ilay izy.
26. peluche ( 20/04/2004 09:25)
ka zay re mba tiny e
27. nananie ( 20/04/2004 14:49)
za alou tian' ireny e! Fa le mba tsaratsara kosa alou e! Tsy le vy be apetaka @ orona na firifana , fa le vato manjelatra @ fôtra. Humm!
28. fijo ( 20/04/2004 22:06)
kay,hmm
29. nananie ( 21/04/2004 10:11)
dommage somary lafo izy aty!
30. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:41)
hihihi
31. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:22)
angamba!
32. yonikafopl ( 21/04/2004 22:12)
toa sipa foana no resahana , ary ny bandy izany tsy misy interesse @ le piercing
33. fijo ( 21/04/2004 22:34)
inona no holavahana aty?
34. nananie ( 22/04/2004 10:54)
Za tsy mbola gôka fotra ka.Lafo be le izy kou! Sadu tsy mahita tory mintsy hono refa vita le izy tellement marary.

Ny kôfa koa anie hafaka manao pierçing ry fijo e! eny @ firifana oh, eny @ nono, eny @ an kou hihihi!
Fa tena marina io an. Nisy amerikanina novonoina t@ seza electrika, fa ni sauté hono le izy tellement feno pierçing ny vatany manontolo hatramin'ny zvt-ny aza feno.
35. fijo ( 22/04/2004 20:54)
aleo ihany aho natoraly ry nananie an.mahazotoa miharitra e
36. pitchou ( 23/04/2004 18:17)
rehefa te-hanao izy an'azy izany! ary angaha moa ireny tsy otran'ny kavina ihany? rehefa leo d esorina! tsy amphafirin'ny tatouage-nareo lhl ireny! indélébile tsy azo tsoahina otran'ny kavina!
37. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:50)
inon any voanareo aza e.. piercing sa tatouage
38. pitchou ( 24/04/2004 08:15)
kay! izaho aloha samy tsy tiako e! afatsy: piercing iray isaky ny sofina, d farafahabetsany piercing iray eo @ orona! ny tatouage tena négatif satria tsy mety ampirimina any an-trano rehefa leo!
39. nananie ( 28/04/2004 15:42)
Atao ao @ faritra tsy hita izy pitchou a! de @zay refa leo de tsy mahita azy fa zay hafaka mahita azy ihany no mahita azy e! hein hein hein!
40. pitchou ( 28/04/2004 17:32)
d ny tompony koa tsy mahita ko inona moa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675