BODO à Nancy le 30 mai 04!!!

1. xxx ( 19/04/2004 10:12)
Anao concert @ 30 mai zao i Bodo ao Nancy 15€ ny fidirana sady suivi d'une soirée ilay izy!! 12€ étudiant, ka dia tongava maro e!! Nancy faly mandray olona e!
novalian'i fijo ny 04/05/2004 23:31
2. booboo ( 19/04/2004 17:21)
aiza ho aiza ao nancy dé misy kaly ve ? dé aia ny billet no vidiana ?
3. booboo ( 20/04/2004 11:24)
nivadika y angaha x no tsy hita intsony lé !
4. beko ( 21/04/2004 21:41)
mbola ni tourner film i X fa aza taitra
5. booboo ( 22/04/2004 08:06)
hum-hum !
6. fijo ( 22/04/2004 22:19)
ouiii,ouiii
7. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:56)
sao koa visa touriste ny handehanany any dia raikitra indray ny ankitory fa asaivo miomana daholo ihany
8. xxx ( 01/05/2004 18:38)
Ka tena marina ve io sa resaka serasera fa izy anie manao any Canada (Montr.) ny 28 Mai 04 e, sa avy eo tonga dia manidina any Nancy! Reraka re i Bodo a! Soa ihany fa efa pro!
9. booboo ( 01/05/2004 18:44)
resaka matotra io Bodo any Nancy kah !
10. fijo ( 03/05/2004 23:42)
izay no asany ko.
11. beko ( 04/05/2004 16:47)
dia 26 juin ao Marseille
12. fijo ( 04/05/2004 23:31)
sao hanahirana izany le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2037