Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
aishwarya
(
24/04/2004 06:51)
premier baisé
comment si prendre??????moi chui en france,,, mé ici tou l monde c embrassé j aimerai ossi savoir lol...
tohiny
novalian'i lema ny 16/07/2004 17:52
oully
(
23/04/2004 20:13)
Nem sy Sambos
Sao misy mahalala ny fomba fanaovana nem sy sambos ianareo?
Dia misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i jonyrapida ny 24/07/2004 11:36
tsilan
(
23/04/2004 18:54)
Izay mba naharaka, safira
Hono ho'aho toa nareo ve mba nisy naheno hoe natao inona ilay safira telo tapa-kitapo hita tao amin'ny biraon'ny Herivelona Ramanantsoa tao Anosy tamin'ireny fihetsehana tamin'ny 2002 ireny. Toa tsy m...
tohiny
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:53
samoina
(
23/04/2004 14:01)
Hira slow
Inona ny hira milanto anisan'ny nampihentam-po anareo indrindra ?
Ny ahy ilay hira fahagola " Hello " an'i L. Ritchie iny na hatr@ izao aza ....
tohiny
novalian'i rougenoir ny 03/07/2017 13:29
xxx
(
23/04/2004 12:34)
SIPA sa NAMANA?????!!!!!!!
Misy olana be ity: bandy iray tena namako be lery 'zany an de efa noraisiko toy ny mpirahalahy tsy mifankafoy izahay.de nisy sipa iray izay fantampantatro ilay izy.Tian'ilery anefa io sipa io de hoy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2004 23:38
tsikyrazaf
(
23/04/2004 11:20)
Izao, ilay zaza nirina nefa tsy nateraka
Tsiky Razafinirina no anarako saingy tsy ho ateraka mihitsy aho. Ny raiko nampanantena ny fisiko saingy nolaviny aho dia zaza hafa no naterany.Ny reniny, voton'alahelo dia eo am-bavan'ny fahafatesana....
tohiny
novalian'i vahona ny 07/05/2004 23:08
nananie
(
23/04/2004 10:54)
Fanenjehana.
Manahoana daholo ô.
Hono wa ry reto, nareo ve efa nenjehan'ny sasany tato @ namana? Misy tena tsy mahalala menatra mihintsy manaparitaka zavatra tsy marina momban'ny namana sasany ato....
tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:51
xxx
(
23/04/2004 08:57)
cunilingus
nareo vehivavy ve efa mba nisy natao an'io e!!zay efa natao tianareo ve le izy,mba tantarao e!!mba andramo ry zareo io fa tratra io lanitra fahafito io an!kozy e!!...
tohiny
novalian'i mabouska ny 16/07/2004 11:20
2689
(
23/04/2004 08:45)
Maninona no mahomby ny MIDI sy GAZETIKO
[Hatsikana sy lalao] Inona no antony mahatonga ny Ny gazety Midi sy Gazetiko ho be mpividy indrindra kanefa na endrika na votoaty tsy mena mitaha aminy ireo gazety maro misy eto Madagasikara? Ny vidin...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 21:19
dd
(
23/04/2004 07:59)
Sao mba mahasoa : SpyBots
Ity misy fiadiana iray amin ireo Mpitsikilo ao amin ny lohamilina sao mba mahasoa ihany ...
http://tahiry.free.fr/antivirus/spybotsd12.exe
...
tohiny
novalian'i dd ny 27/04/2004 02:26
ravatorano
(
23/04/2004 06:29)
Ady amin ny kolikoly
Mafana dia mafana ny fandrafetana, ny fanaovana atrik 'asa momba ny ady amin ny kolikoly.
Aminareo namana inn no mety mahatonga azy io ary ahoana no iadivana aminy ?
Misokatra ny adi hevitra ary mi...
tohiny
novalian'i ludo ny 06/08/2004 06:34
xxx
(
22/04/2004 18:39)
Misy tsy mazava
Manahoana daholo nareo ry olona lehibe,mba azony sasany Hazavaina ve hoe:manao ahoana ny toetoetra hananan`izany olona tia vola zany
Dia ianareo ve tia sa tsy tia?Eny na Tsia
...
tohiny
novalian'i booboo ny 21/06/2004 14:52
drtriniti
(
22/04/2004 13:42)
Aretin'andoha tsy misy fijanonany
Fa inona no mahatonga an'i kof boay harary andoha tsy mijanona le? Mavesatra be sa donto be tsy mety miasa mihintsy nedala.
Aza asiana hanihany fa resaka serieux io ah! Tena efa ho 1 volana izao.
Mi...
tohiny
novalian'i zoryl ny 26/02/2018 10:54
xxx
(
22/04/2004 12:42)
Amoureux amin'ny stars
Efa nahazo anareo ve zany tara amin'ny vedety izany ?
Dia ahoana?
Oully....
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2004 19:37
fijo
(
21/04/2004 20:34)
SPDUN
raha namaky ilay sosokevitra nitranga avy amin'io fihaonana io aho dia hitako fa tsara ilay izy ary mety handravina zavatra.koa inona marina no antony tsy hankatoavan'ny TIM sy AREMA azy io?
aleo ve ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 00:25
fijo
(
21/04/2004 20:32)
ny mpitondra nianatra taty ampita
rehefa jerena ny nakabeazan'ny mpitondra any amin'ny tany mahantra dia avy aty europa sy US ny ankamarohany.misy olana anefa ireo rehefa tonga eo satria
_tsy zatra ny niaina ny fijalian'ny olona tany...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/04/2004 21:38
ikaretsaka
(
21/04/2004 18:29)
Ambodiatafana
Mba fanontaniana kely fotsiny:
Nony vita ny crise 2002 ka lasa nandeha any ivelany ry Jamba.. dia nilaozany ambodiatafana.. inona sisa no tavela ao?
iza no tompony izao?
dia inona no zavatra azo a...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 22:04
hery
(
21/04/2004 10:36)
Hono hoaho mivadika
Nanontany i peluche hoe hono hoa nanahoana ny nanaovako ity site ity sns...
Dia izao indray aho manontany hoe Hono ho aho :
- Ahoana no fomba nihaonanareo voalohany tamin'ny namana serasera?
- Ah...
tohiny
novalian'i dd ny 23/05/2004 03:06
alz
(
21/04/2004 10:10)
Resaka nify
Any amin'ny tany an-dalampandrosoana, toa betsaka ny manana prôblèman'na nify na de mbola jeune aza.
Tsy anisan'ny laharam-pamehana amin'ny fahasalamana ve le izy sa?
Ny hitako tany Dago, maro...
tohiny
novalian'i Jenny Willah ny 11/11/2017 23:23
voninkazokely
(
21/04/2004 00:47)
Amin'ny firy izao any aminareo ?
Manakory aby!
Amin'ny firy kay izao azafady? : any Madagasikara , ary an'i Frantsa, ary any amin'ny USA any, ary any Chine.....sns..
Mba azonareo tompon'andraikitra apetaka eny amin'ny sisiny eny...
tohiny
novalian'i kitjo ny 08/06/2004 15:43
